Ny datin’ny 20 desambra no hanamarihana ny andro iraisampirenena ho an’ny firaisankinan’ny olombelona. Raha ho an’ny Humanité & Inclusion, teny Antaninarenina no nankalazana izany, omaly, sady nifanindry tamin’ny faha-50 taona
Archive

Ampinga iray entin’ny tanora miditra eo amin’ny sehatry ny asa mifandraika amin’ny fianarana noratovony ny fananana diplaoma. Tsy latsa-danja amin’ireo sekoly ambony marobe misy eto an-toerana ny mpianatra mivoaka ao