« Mianiana aho fa hanantanteraka antsakany sy andavany ny andraikitra apetraky ny fanjakana amiko, ka hiasa am-pahamendrehana sy am-pahamarinana ary hitandro mandrakariva ny tombontsoan’ny daholobe ao anatin’ny fanajana ny lalam-panorenana
Archive

Ho fampiroboroboana ny mozika klasika eto amintsika, dia manomana kaonseritra ho an’ny mpankafy izany ny Madagascar Orchestra. Am-polony ny kaonseritra hotanterahin’ity fikambanana ity mandrapahatapitry ny taona 2021. Noho ny olana