« Manandratra ny vita malagasy », io no lohahevitra nosafidian’ny mpikarakara, Chez’Elles Madagascar mandritra ny hetsika tsenaben’ny sakafo izay tanterahina eny amin’ny zaridaina Antaninarenina ny 28 hatramin’ny 31 jolay hoavy izao. Fotoana
Archive

Miandrandra fanatanterahana ara-bakiteny ireo nampanantenain’ny Fitondrana izay mijoro ny olompirenena. Heverina fa tsy fialana bala ny valan’aretina. Mifanohitra tanteraka tamin’ny nofinofy mialohan’ny fifidianana ho Filoham-pirenena farany teo no zava-misy. Moa