Tsy mitsaha-mivoatra hatrany ny Mvola hatramin’izay nisiany izay ho fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa. Ankehitriny, efa misy ny tolotra ahafahan’ny mpanjifa Mvola mikirakira ny kaonty an-tambazotra amin’ny alalan’ny kaontiny amin’ny banky