GLOBAL MONEY WEEK: MVola aux côtés des jeunesÀ l’occasion de la Global Money Week, du 18 au 23 mars 2025, MVola a renouvelé son engagement en faveur de l’éducation financière des Malagasy, notamment les jeunes. Sous le...
Anjara biriky goavana entin’ny FMFP na Tahiry Famatsiam-bola Malagasy ho an’ny fampiofanana arak’asa ho fampiroboroboana ny fahaiza-manaon’ny olona indrindra eny anivon’ny orinasa ny hitondra fampandrosoana ara-toekarena sy sosialy eto Madagasikara.
Mila hatsaraina ny sehatrin’ny asa eto Madagasikara na ny orinasa izany na ny mpiasa sy ny mpampiasa araka ny nambaran’ny FMFP. Ilaina fifanohanana eo amin’ny tomponandraikitra isan-tsokajiny sy ny tsirairay