Tsy mitsahatra ny manamora hatrany andavanandron’ny mpanjifany hatrany ny MVola amin’ny alalan’ireo tolotra maro isafidianana sy ny kalitaon’ny servisiny. Ny sabotsy 17 Febroary lasa teo, nampahafantarina indray ny tolotra vaovao