Niteraka fiantraikany goavana manerana ny firenena maro ny valaretina Coronavirus, isan’izany isika teto Madagasikara. Tsikaritra somary goragora anefa ny fepetra hiadiana amin’ity areti-mandoza ity eny anivon’ny fiaraha-monina eny amin’izao fotoana