Ny iray ampahefan’ny vehivavy maneran-tany ihany hateto no milomano anatin’ny tontolon’ny asa miompana amin’ny informatika, teknika sy nomerika. Raha ny eto Madagasikara, 18 isan-jato ny vehivavy malagasy no misehatra amin’izany