Ady nandritra ny taona arivo maro izany fandraisan’ny olompirenena an-tanany ny fiainam-pirenena izany. Tsy azo neritreretina izany fifidianana izay ho mpitondra ny tany sy ny fanjakana izany tamin’ny fitondrana nentin’ny
Archive


« Startimes, ovay ilay fijery », araka io teny filamatra io dia tsy mitsahatra manome tolotra arahan’ireo fandaharana marobe iraisampirenena azo isafidianan’ny mpanjifany ny Startimes hatramin’izay. Tahaka ny nahafantaran’ny rehetra sy nankafizan’ny