Nifamotoana tamin’ny alalan’ny « assemblée générale » teny Ambohimanambola ny Syndicat Autonome des Inspecteurs du Travail (SAIT) izay notarihan’ny Filohany Rojomampionona Ravelomahatratra omaly zoma 5 marsa 2021. Fivoriana izay nifandrimbonanan’ny Inspecteurs du