Ity volana marsa ity no miverina amin-kery tsikelikely ny orinasa Ambatovy, araka ny tafan’ny tomponandraikitry ny seraserany tamin’ny mpanao gazety, teny amin’ny birao fiasany tetsy Ankorondrano. Nambara nandritra izany, ny
AMBATOVY : Hamokatra nickel sy cobalt 3 000 taonina mandritra ny volana marsa
Nifarana ny zoma 26 febroary ny fivoriana fanao isaky ny 3 volana teo amin’ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny zandarmariam-pirenena, ny polisim-pirenena, ny tafika, ny atitany sy ny fitsarana izay notanterahana
« Jobily ho anareo izany taona fahadimam-polo taona izany; dia nandroso ny Tenin’Andriamanitra ary nihamaro indrindra ny isan’ny mpianatra tany Jerosalema » Lev 25:11 – Asa 6:7 no teny faneva hoentin’ny Fikambanana
Nisesisesy tamin’ity herinandro ity ireo karazana fanambarana notanterahan’ireo antoko poilitika, olom-boafidy, fikambanana sy vovonana samy hafa mikasika ny fahitana ny
Maro amin’ny tanora no sahiran-tsaina amin’ny fitadiavana fianarana aorian’ny nahazoana bakalorea. Misy ny hetsika « Salon de l’étudiant – spécial rentrée
Eny amin’ny Lapan’ny tanora sy ny fanatanjahantena indray no hifamotoana ireo sekoly ambony sy ny mpianatra manana bakalorea noho mihoatra
Hetsika iray ahafahan’ny tanora mifanakalo hevitra amin’ny matihanina ny Café Thé-matique an’ny oniversite tsy miankina ESTIIM’. Miovaova isaky ny Café
Manana anjara toerana lehibe eto amin’ny firenena ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy na ny CFM. Noho izany dia tsy mitsahatra