Madatopinfo

 Flash Info

MVOLA AVANCE: Hatramin’ny 1.000.000 ariary no vola azo indramina

MVOLA AVANCE: Hatramin’ny 1.000.000 ariary no vola azo indramina

    MVOLA AVANCE: Hatramin’ny 1.000.000 ariary no vola azo indramina

Mahazo tombony indray ny mpikirakira ny servisy MVola manerana ny Nosy amin’ny alalan’ny MVola Avance. Vaovao be indray no atolotry ny MVola ho an’ny mpanjifany manomboka izao satria afaka misitraka

Lire l'article

CB TO MVOLA: Afaka misitraka ny servisy ny mpanjifa eto Madagasikara na any ivelany

    CB TO MVOLA: Afaka misitraka ny servisy ny mpanjifa eto Madagasikara na any ivelany

Tsy mitsaha-mivoatra hatrany ny Mvola hatramin’izay nisiany izay ho fanomezana fahafaham-po ny mpanjifa. Ankehitriny, efa misy ny tolotra ahafahan’ny mpanjifa Mvola mikirakira ny kaonty an-tambazotra amin’ny alalan’ny kaontiny amin’ny banky

Lire l'article

Joyeuses Pâques !

    Joyeuses Pâques !

« ET MOI, JE SUIS AVEC VOUS TOUS LES JOURS JUSQU’A LA FIN DU MONDE ». Saint Matthieu, chapitre 28, verset 20 Jésus est le seul homme qui dit cela

Lire l'article

FISOROHANA AMIN’NY COVID-19: Zandary miisa 16.400 mahery manerana ny Nosy no nozaraina CVO+

    FISOROHANA AMIN’NY COVID-19: Zandary miisa 16.400 mahery manerana ny Nosy no nozaraina CVO+

Isan’ireo miantsehatra mivantana amin’ny ady amin’ny Covid-19 ny mpitandro filaminana. Raha ho an’ny Zandarmariam-pirenena manokana, tsikaritra fa maromaro no voan’izany areti-mandozabizanyvtato ho ato. Hisorohana ny fihanaky ny Covid-19 eo anivon’ny

Lire l'article

MADAGASIKARA MIATRIKA NY COVID-19: « Ny fiombonana no fahendrena malagasy indrindra », hoy i Gérard Ramamimampionona

    MADAGASIKARA MIATRIKA NY COVID-19: « Ny fiombonana no fahendrena malagasy indrindra », hoy i Gérard Ramamimampionona

Manoloana izao fihanaky ny valanaretina Covid-19 izao indrindra fa ny nahafantarana fa tafiditra eto Madagasikara ny « variant » avy ao Afrika

Lire l'article

IFC SY ORANGE MONEY: Hahazo tombony amin’ny fiaraha-miasan’ny roa tonta ny vehivavy sy ny mponina any ambanivohitra

    IFC SY ORANGE MONEY: Hahazo tombony amin’ny fiaraha-miasan’ny roa tonta ny vehivavy sy ny mponina any ambanivohitra

Tontosa ny herinandro lasa ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraham-miasa teo amin’ny International Finance Corporation (IFC) sy ny Orange Money Madagascar izay ao

Lire l'article

ORINASA INGENOSYA: Nanolotra fanampiana maro ho an’ny Classe ASAMA Ambolokandrina

    ORINASA INGENOSYA: Nanolotra fanampiana maro ho an’ny Classe ASAMA Ambolokandrina

Isan’ny mampiavaka ny Classe ASAMA Ambolokandrina ny fiahiana ny ankizy avy amina fianakaviana tena sahirana sy nirenireny an-dalambe amin’ny alalan’ny

Lire l'article

S.A.I.T: Tsy mbola voavaly ny fitakiana nandritra ny efa-bolana

    S.A.I.T: Tsy mbola voavaly ny fitakiana nandritra ny efa-bolana

Efa-bolana izao no nangatahan’ny Syndicat Autonome des Inspecteurs du Travail (SAIT) vahaolana momba ny fanomezana ny Sata manokana sy tambinkarama

Lire l'article

ANTOKO UNDD: Nanolotra soson-kevitra manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena

    ANTOKO UNDD: Nanolotra soson-kevitra manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena

30 taona izay no nijoroan’ny Antoko UNDD na Union Nationale pour le Développement et la Démocratie, nandritra izay taona maro

Lire l'article

RANDRANA SENDIKALY: Nanatanteraka diabe ho fanamarihana ny 8 marsa

    RANDRANA SENDIKALY: Nanatanteraka diabe ho fanamarihana ny 8 marsa

Samy nanana ny fomba nanamarihany ny 8 marsa, andro iraisampirenena ho an’ny vehivavy ny sampandraharaha, ny fikambanana isan-tsokajiny teto amintsika.

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930