Madatopinfo

 Flash Info

ALLIANCE FRANÇAISE ANTANANARIVO : Hetsika maro no hanamarihana ny fankalazana ny faha-75 taonany

ALLIANCE FRANÇAISE ANTANANARIVO : Hetsika maro no hanamarihana ny fankalazana ny faha-75 taonany

    ALLIANCE FRANÇAISE ANTANANARIVO : Hetsika maro no hanamarihana ny fankalazana ny faha-75 taonany

Maro no efa nisitraka ny fanovozam-pahalalana teny frantsay teo anivon’ny Alliance Française Antananarivo, manodidina ny 15.000 izy ireo raha ny antontan’isa voaray tamin’iny taon-dasa iny. Amin’ity 2022 ity, manamarika ny

Lire l'article

CNFM : Hanolotra fanampiana ireo vehivavy tena marefo vokatry ny rivodoza

    CNFM : Hanolotra fanampiana ireo vehivavy tena marefo vokatry ny rivodoza

Taorian’ny rivodoza sy rotsak’orana nisesy teto amin’ny firenena izay namela takaitra goavana teto Madagasikara, nanapa-kevitra ny hanatanteraka hetsika antsoina hoe : « Tolo-tanana voinkava-mahatratra » ny CNFM (Conseil National des Femmes de

Lire l'article

TANA DESIGN WEEK: Hotanterahana eny amin’ny Gara Soarano ny andiany voalohany

    TANA DESIGN WEEK: Hotanterahana eny amin’ny Gara Soarano ny andiany voalohany

Isan’ny olana sedrain’ny mpanao asa tanana malagasy ny tsy fahafahana manavao ny vokatra ampiasainy, eo ihany koa ny entana mitobaka avy any ivelany ka manimba ny vita eto an-toerana. Ho

Lire l'article

AKATA ZANA-DRAZANA: Hamerina amin’ny laoniny ny hasin’ny tanindrazana

    AKATA ZANA-DRAZANA: Hamerina amin’ny laoniny ny hasin’ny tanindrazana

Tapitra ny zoma lasa teo ny 15 andro nomen’ny mpiara-dia amin’ny fikambanana Akata Zana-drazana ireo ray amandreny tompon’andraikitra manoloana ny zava-misy ankehitriny indrindra amin’ny lafiny ara-piarahamonina. Nilaza izy ireo fa

Lire l'article

USAM – SVS: Hiara-hisalahy amin’ireo mpiasa manao fitakiana

    USAM – SVS: Hiara-hisalahy amin’ireo mpiasa manao fitakiana

Nifamotoana teny Ampandrianomby misy ny foiben’ny ministeran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny harena stratejika ny teo anivon’ny USAM-SVS Randrana Sendikaly

Lire l'article

SUISSE: Manamafy ny fanampiana an’i Madagasikara taorian’ny loza voajanahary nandalo teto

    SUISSE: Manamafy ny fanampiana an’i Madagasikara taorian’ny loza voajanahary nandalo teto

Manoloana ny rotsak’orana sy ny rivodoza nisesy teto Madagasikara izay namela takaitra goavana tamina Faritra 17 indrindra tany amin’ny ny

Lire l'article

LA CONTRE-OFFENSIVE DES HERITIERS HIRIJEE

    LA CONTRE-OFFENSIVE DES HERITIERS HIRIJEE

Mezbine Hiridjee et Ilan Yves Hiridjee en Liberté… Provisoire! Selon l’arrêt Numéro 7 du 07 Février 2022, rendu par la

Lire l'article

TAKAITRA NAVELAN’I BATSIRAI: Nanolotra vary 57 gony ho an’ireo traboina ny CEAEM – FIMPIFIMA

    TAKAITRA NAVELAN’I BATSIRAI: Nanolotra vary 57 gony ho an’ireo traboina ny CEAEM – FIMPIFIMA

Mitohy hatrany ny fanampiana ireo mpiray tanindrazana niharam-pahavoazana vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Batsirai teto Madagasikara izay namoizana ain’olona sy naharava

Lire l'article

VOINKAVA-MAHATRATRA: Nitondra ny anjara birikiny ny tranom-piantohana M.A.MA

    VOINKAVA-MAHATRATRA: Nitondra ny anjara birikiny ny tranom-piantohana M.A.MA

Manoloana ny takaitra navelan’ny rotsakorana nisesy sy ny fihotsahan’ny tany tamin’ny toerana maro ka namoizana aina sy nanimba trano fonenana,

Lire l'article

PROFESORA RIVOARISON RANDRIANASOLO : Hirotsa-kofidiana filohan’ny oniversite an’Antananarivo

    PROFESORA RIVOARISON RANDRIANASOLO : Hirotsa-kofidiana filohan’ny oniversite an’Antananarivo

« Antom-pisian’ny oniversite an’Antananarivo ny fampitana ny fahaizana amam-pahalalana sy ny fikarohana », io no ampahany tamin’ny lahatenin’i Profesora Rivoarison Randrianasolo. Nanambara

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930