Madatopinfo

 Flash Info

ANMCC: Hankalaza ny fahadimy taonany eny Antaninarenina ny 18 Mey hoavy izao

ANMCC: Hankalaza ny fahadimy taonany eny Antaninarenina ny 18 Mey hoavy izao

    ANMCC: Hankalaza ny fahadimy taonany eny Antaninarenina ny 18 Mey hoavy izao

« ANMCC, dimy taona niarovana ny mpamokatra malagasy ». Feno 5 taona katroka amin’ity taona 2022 ity ny nijoroan’ny Fahefam-pirenena miandraikitra ny fepetra fanitsiana ara-barotra na ANMCC. Ny alarobia 18 Mey hoavy

Lire l'article

FIAHIANA ARA-TSOSIALY SY NY MIRALENTA: Nanatanteraka atrikasa ireo mpisehatra isan-tsokajiny

    FIAHIANA ARA-TSOSIALY SY NY MIRALENTA: Nanatanteraka atrikasa ireo mpisehatra isan-tsokajiny

Notontosaina teny amin’ny Ibis Ankorondrano ny alakamisy 12 Mey ny fivoriana fifampizarana sy fifanakalozana mahakasika ny fiahiana ara-tsosialy sy ny fampiharana ny miralenta. Nandray anjara mavitrika nandritra io atrikasa io

Lire l'article

PFSCE : Namolavola boky mirakitra ny tatitra ny zon’ny ankizy malagasy amin’ny ankapobeny

    PFSCE : Namolavola boky mirakitra ny tatitra ny zon’ny ankizy malagasy amin’ny ankapobeny

Manodidina ny 74 isan-jato ny mponina 25 tapitrisa eto Madagasikara no miaina ao anaty fahantrana raha ny tatitry ny fanadihadiana MICS farany izay nivoaka. Miteraka tranga maro anefa io fahantrana

Lire l'article

F.G.C.E: “Sembanan-drahona ny asam-panjakana”

    F.G.C.E: “Sembanan-drahona ny asam-panjakana”

“Latsaka an-katerena ny firenena indrindra eo amin’ny lafiny fitantanana ny raharaham-panjakana”, hoy ny Fédération des Syndicats des Grands Corps de l’Etat na FGCE nandritra ny fampiantsoana mpanao gazety teny Antaninarenina

Lire l'article

FIAHIANA ARA-TSOSIALY MAMPIATY: Tokony jerena manokana ireo olona manana fahasembanana

    FIAHIANA ARA-TSOSIALY MAMPIATY: Tokony jerena manokana ireo olona manana fahasembanana

« Ndao hiara-hientana isika ho fiahiana ara-tsosialy mampiaty ». Voailikilika eny anivon »ny fiaraha-monina, tsy misitraka ny asam-panjakana, tsy voahaja ny ara-potodrafitrasa, ireo

Lire l'article

GTPS: Teny Andrainarivo no nikaon-doha ireo mpikatroka eo anivon’ny Fiahiana ara-tsosialy

    GTPS: Teny Andrainarivo no nikaon-doha ireo mpikatroka eo anivon’ny Fiahiana ara-tsosialy

Raha efa tamin’ny taona 2016 no niforona teto Madagasikara ny fivondronan’ireo mpiantsehatra eo amin’ny fiahiana ara-tsosialy na ny GTPS (Groupe

Lire l'article

TAOM-PIKATROHANA 2022-2023: Notanterahana ny sabotsy lasa teo ny fifidianana eo anivon’ny District 417

    TAOM-PIKATROHANA 2022-2023: Notanterahana ny sabotsy lasa teo ny fifidianana eo anivon’ny District 417

Nitohy tamin’ny fifidianana nandraisan’ireo mpizaika anjara nandritra ny « Congrès du District 417 » ny sabotsy 7 Mai lasa teo teny amin’ny

Lire l'article

« CONGRES DU DISTRICT 417 »: I Madagasikara no mampiatrano amin’ity taona ity andiany faha-4

    « CONGRES DU DISTRICT 417 »: I Madagasikara no mampiatrano amin’ity taona ity andiany faha-4

Eny amin’ny Radisson Blu Ambodivona ny « Congrès du District 417 » ny Lions Rotaract ety anivon’ny ranomasimbe Indiana andiany faha efatra.

Lire l'article

FARITRA ANALANJIROFO SY SAVA:Tandindomin-doza ny seha-pihariana lavanila

    FARITRA ANALANJIROFO SY SAVA:Tandindomin-doza ny seha-pihariana lavanila

Fatiantoka iray lavaka, io no azo hamehezana ny fanambarana notanterahan’ireo tantsaha mpamboly lavanila mivondrona amina koperativa any amin’ny faritra Analanjirofo

Lire l'article

MADAVISION : Hiverina amin’ny heriny ny « La grande braderie de Madagascar »

    MADAVISION : Hiverina amin’ny heriny ny « La grande braderie de Madagascar »

Raha tamin’ny taona 2019 no farany nisy ny hetsika ara-barotra sy ara-ekonomika « La grande braderie de Madagascar » izay

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930