FACEBOOK : Haja Nirina Journaliste, restant piraté

Je décline toute responsabilité quant aux conséquences possibles de mon compte FB Haja Nirina Journaliste, restant piraté encore jusqu’au moment où je rédige la présente information. Travail en ligne suggeré ou quemande d’argent, je m’en lave mes mains.
Tsy tomponandraikitra aho amin’ny mety ho vokatry ny FB Haja Nirina Journaliste, kaonty nisy nanolana, hatramin’izao hampitako vaovao amintsika namana izao. Tsy tompon’antoky ny tolotr’asa sy ny fangataham-bola izay any anaty hafatra miafina ihany koa ny tenanay. Misaotra ireo namana mampita vaovao hatrany ary ankasitrahana ny manampahefana efa nampanantena fa handray andraikitra.
Compte FB piraté Haja Nirina Journaliste (avec espace), kaonty ifandraisana amin’izao Hajanirina journaliste (Mitambatra ny fanoratana ny Hajanirina, en un seul mot)
Sary : Namana iray mifampiresaka amin’ny kaontiko izay tantanan’ireo heverina fa mpisoloky.
Haja Nirina
Soyez le premier à commenter!
Ecrire un commentaire