Madatopinfo

 Flash Info

EDITION SPECIALE CORONAVIRUS

EDITION SPECIALE CORONAVIRUS

EDITION SPECIALE CORONAVIRUS
avril 18
20:09 2020


GARARAKA RANON-TSIRA NA VINAINGITRA HAMONOANA VALANARETINA
AD EXPERIMENTUM ! Fanandramana sy sosokevitra hatrany. Efa natsidika omaly ny fiheverana ny fisotroana rano mahamay ho anisan’ny manampy amin’ny fiarovana amin’ ny coronavirus. Atolotra anio koa ny vinavina ny fanatanterahana gararaka amin’ny ranon-tsira na rano notapohana vinaingitra hisorohana ity aretimandoza ity. Voalaza mantsy fa mijanona ao amin’ny faratenda ity convid19 ity mialohan’ihazoany ny avokavoka. Izay no antony amonoana azy amin’ny alalan’ny gararaka. Asa moa raha fifandrifian-javatra fa ny zoma masina teo ny Filazantsara na ny Evanjely nitantara fa spaonjy novontosana vinaigre no nataony teo ambavan’ny Tompo raha nangetaheta izy.
ARAKA NY FANAMBARAN’NY FILOHAM-PIRENENA NY ALAROBIA 8 APRILY TEO HIFANAMPIANA AMIN’NY FIHOBOHANA HISOROHANA NY FIPARITAHAN’NY CONVID19 DIA AVOAKA IREO SARINA FATY MIKARARANA SY LAHATSORATRA ANY IVELANY. Des photos et articles de nos journalistes correspondants aux pays étrangers seront publiés pour relater la vérité de convid19

Articles similaires

0 Commentaire

Aucun commentaire sur cet article!

Soyez le premier à commenter!

Ecrire un commentaire

Ecrire un commentaire

mars 2024
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
25262728293031