Madatopinfo

 Flash Info

Toutes les actualités

STARTUP WEEKEND EDUCATION : Nexta Andranomena no nampiantrano ny andiany faharoa

    STARTUP WEEKEND EDUCATION : Nexta Andranomena no nampiantrano ny andiany faharoa

Ho fanohanana ireo tanora malagasy vao misandratra eo amin’ny tontolon’ny fandraharahana, nikarakara hetsika izay antsoina hoe : « Startup weekend education » ny SWAT (Startup Weekend Antananarivo Team) izay tohanan’ny Institut International des

Lire l'article

RADIO FANAMBARANA: Nankalazaina teny amin’ny Coliseum ny famaranana ny faha-25 taonany

    RADIO FANAMBARANA: Nankalazaina teny amin’ny Coliseum ny famaranana ny faha-25 taonany

Efa mahenika manerana ny Nosy hatrany ampitan-dranomasina toy ny any Israely, Etazonia, Canada, Rosia, Chine, Allemagne, Eôropa ny Radio Fanambarana (RFA). Vahoaka aman’hetsiny no efa nisitraka tombotsoa amin’ny maha onjapeo

Lire l'article

FANAVAOZANA NY LISITRY NY MPIFIDY : Hihemotra hatramin’ny 31 Janoary 2023 ny fanisana isan-tokantrano

    FANAVAOZANA NY LISITRY NY MPIFIDY : Hihemotra hatramin’ny 31 Janoary 2023 ny fanisana isan-tokantrano

Miisa 7.211.285 ny olompirenena voasoratra anarana voasoratra anatin’ny lisitry ny mpifidy hatreto, araka ny antontan’isa farany avy amin’ny CENI raha 13.593.006 ny tanjona hotratrarina izany hoe manodidina ny 53 isan-jato

Lire l'article

ESTIIM’ : Mpianatra 141 mianadahy no nivoaka tamin’ny andiany « Manjaka »

    ESTIIM’ : Mpianatra 141 mianadahy no nivoaka tamin’ny andiany « Manjaka »

Nentina nankalazana ny ivon’ny faha-20 taona nijoroan’ny sekoly ambony tsy miankina ESTIIM’ (Engineering School of Tourism, Informatics, Interpretership and Management) ny famoahana ny andiany indraimihira « Manjaka ». Notanterahana teny

Lire l'article

ONIVERSITE ESTIIM’ : Mankalaza ny faha-20 taona nanabeazana

  ONIVERSITE ESTIIM’ : Mankalaza ny faha-20 taona nanabeazana

« Avy aminao ny harena sy ny voninahitra, ary ianao no manjaka amin’izao rehetra izao » (I TAN. 29 ;

Lire l'article

TETIKASA PIATT : Nanatanteraka fivoriana ireo mpisehatra amin’ny fanatsarana ny toeram-ponenena tsizarizary

  TETIKASA PIATT : Nanatanteraka fivoriana ireo mpisehatra amin’ny fanatsarana ny toeram-ponenena tsizarizary

6Tombanana ny 134 amin’ireo fokontany 192 mandrafitra ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) no miaina any amin’ireny toeram-ponenana tsizarizary ireny raha

Lire l'article

GENDER LINKS MADAGASCAR : Kaominina 13 no hisitraka ny fandaharanasa andiany 2021-2022

  GENDER LINKS MADAGASCAR : Kaominina 13 no hisitraka ny fandaharanasa andiany 2021-2022

Toy ny isan-taona, mikarakara fihaonambe an-tampony ny Gender Links eto Madagasikara hitondran’ireo mpisehatra rehetra amin’ny ady amin’ny herisetra sy ny

Lire l'article

DOCTORIALES 2022 : Niavaka ny fanamarihana ny andiany faha-8

  DOCTORIALES 2022 : Niavaka ny fanamarihana ny andiany faha-8

Notanterahina ny 6 ka hatramin’ny 9 desambra lasa teo teny amin’ny Trano famakiamboky eo anivon’ny oniversite an’Antananarivo ny « doctoriales 2022 »

Lire l'article

STK FJKM : Handray anjara amin’ny fanohanana ny fanangana fiangonanana ao Bemahatazana

  STK FJKM : Handray anjara amin’ny fanohanana ny fanangana fiangonanana ao Bemahatazana

« Fa aoka ho tonga fianarana ho an’ny mino ianao » I Tim 4 : 12b, io no lohahevitra hoenti-manohana ny fananganana trano

Lire l'article

TAOM-PIANARANA 2022-2023: Namoaka ny tetiandro hanatanterahana ny fanadinana CEPE sy BEPC ny Ministera

  TAOM-PIANARANA 2022-2023: Namoaka ny tetiandro hanatanterahana ny fanadinana CEPE sy BEPC ny Ministera

Araka ny didim-panjakana laharana 32731/2022/MEN navoakan’ny Minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena ny 5 desambra 2022, izay mifehy ny tetiandro hanatanterahana sy fisokafana ary

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930