Prospérité ! Tel est le vocable du Fonds Malgache de formation professionnelle ou FMFP sur la clôture officielle de la formation des artisans de filière de textile, habillement et accessoire
6Tombanana ny 134 amin’ireo fokontany 192 mandrafitra ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) no miaina any amin’ireny toeram-ponenana tsizarizary ireny raha ny tatitra voaray. Raha ny fenitra voalazan’ny UN Habitat mantsy,
Notanterahina ny 6 ka hatramin’ny 9 desambra lasa teo teny amin’ny Trano famakiamboky eo anivon’ny oniversite an’Antananarivo ny « doctoriales 2022 » andiany fahavalo, nampitondraina ny lohahevitra hoe : « Ny fikarohana sy fitondrana
Diabe niainga eto Ankadimbahoaka, nizotra nankany amin’ny Fansan-karana ary nifarana teny Anosy ny hetsika nanamarihan’ny Randrana sendikaly ny Andro iraisampirenena ho an’ny ady amin’ny herisetra eny anivon’ny toeram-piasana ny zoma
Ny fahantrana, ny faharefon’ny fampiharana lalàna, ny lafiny ara-pahasalamana : ireo no isan’ny mahatonga ny vehivavy na ny ankizivavy iharan’ny herisetra