Madatopinfo

 Flash Info

Santé & Sociales

ESTIIM’: Ankizy 300 mahery no voakasiky ny tetikasa « Mizara hafaliana 2020 »

    ESTIIM’: Ankizy 300 mahery no voakasiky ny tetikasa « Mizara hafaliana 2020 »

Toy ny fanao isan-taona, tsy nanadino ireo ankizy sahirana ny mpianatra L1 (2020-2021) eo anivon’ny Sekoly ambony ESTIIM’ (Engineering School of Tourism, Informatics, Interpretership and Management) tamin’ny alalan’ny tetikasa antsoina

Lire l'article

SENDIKA SVS: Lany ho Filoha Nasionaly i Lantoarimalala Ravonintsoa

    SENDIKA SVS: Lany ho Filoha Nasionaly i Lantoarimalala Ravonintsoa

Tao anatin’ny telo andro no nanatanterahan’ny mpikambana eo anivon’ny SVS (Syndicalisme et Vie des Sociétés Madagascar) ny Kongresy izay nanavaozana ny sata mifehy sy ny fitsipika anatiny ary indrindra ny

Lire l'article

GALANA MADAGASCAR: Nandray anjara mavitrika tamin’ny hetsika fisorohana ny loza ateraky ny afo

    GALANA MADAGASCAR: Nandray anjara mavitrika tamin’ny hetsika fisorohana ny loza ateraky ny afo

Miara-misalahy amin’ny loza. Ho fanamarihana ny tsingerintaona faha-70 taona ny Sampana mpamonjy voina ny alakamisy 10 desambra lasa teo, nisy ny famelabelaran-kevitra niarahan’ny Sampana Mpamonjy Voina, ny Galana ary ny

Lire l'article

VOVONANA FIZAFA: Tetikasa 5 goavana no hotanterahana any amin’ny Faritra Atsinanana

    VOVONANA FIZAFA: Tetikasa 5 goavana no hotanterahana any amin’ny Faritra Atsinanana

« Marolahy tsy lavo mitologna », io no teny filamatry ny Fikambanan’ny Zanak’Ampielezana Faritra Atsinanana na FIZAFA. Nisy ny fampahafantarina ny fisian’ity Vovonana efa mijoro ara-dalàna ity tamin’ny alalan’ny fivoriana niarahana tamin’ny

Lire l'article

« ORANGE SOLIDARITÉ DE NOËL » : Hopitaly 3 no nisitraka fanomezana maro

  « ORANGE SOLIDARITÉ DE NOËL » : Hopitaly 3 no nisitraka fanomezana maro

Amin’izao ankatoky ny fety izao dia nitsidika hopitaly telo teto Antananarivo ny fikambanana Orange Solidarité Madagascar ny alarobia lasa teo

Lire l'article

FARITRA ANTSINANANA: Mahatratra 18% ireo mararin’ny drepanositozy

  FARITRA ANTSINANANA: Mahatratra 18% ireo mararin’ny drepanositozy

Aretin’ny selamena na rà izay mitarika tsy fahatomombanana toy ny tsy fahampian-drà, fahatsetseman’ny lalandrà madinika amin’ny taova rehetra ka miteraka

Lire l'article

OSCEAH MADAGASCAR: Nifamotoana teny Antanimena ireo mpisehatra momba ny RFF

  OSCEAH MADAGASCAR: Nifamotoana teny Antanimena ireo mpisehatra momba ny RFF

Notanterahana ny tapak’andron’ny talata 15 desambra teny Antanimena ny fihaonana teo amin’ny OSCEAH Madagascar (Organisation de la Société Civile Eau-Assainissement-Hygiène)

Lire l'article

VOLY FIRST IMMO: Mpianatra 6 500 no hahazo tombontsoa amin’ity taona ity

  VOLY FIRST IMMO: Mpianatra 6 500 no hahazo tombontsoa amin’ity taona ity

Natomboka tamin’ny volana Agositra 2020 ny fandaharan’asa Voly First Immo an’ny Fondation Axian. Haharitra 5 taona ny faharetany ary raha

Lire l'article

FI.TA.FI MADAGASIKARA: Nizara fanomezana maro ho an’ny Centre FIFASAF Antanimenakely

  FI.TA.FI MADAGASIKARA: Nizara fanomezana maro ho an’ny Centre FIFASAF Antanimenakely

Andro maromaro sisa no isaina dia higadona ny 25 desambra hankalazana ny fetin’ny Noely, andro hifampizarana sy hifananomezan-tanana. Izany indrindra

Lire l'article

TAOM-PIANARANA 2020-2021: Sekoly nomerika 20 no apetraka manerana ny Nosy

  TAOM-PIANARANA 2020-2021: Sekoly nomerika 20 no apetraka manerana ny Nosy

Tsy vita raha tsy hifanakonana. Ho fampiroboroana ny fanabeazana nomerika eto Madagasikara, misy ny fiaraha-miasa matotra sy maharitra amin’ny alalan’ny

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930