Madatopinfo

 Flash Info

Santé & Sociales

FISOROHANA AMIN’NY COVID-19: Zandary miisa 16.400 mahery manerana ny Nosy no nozaraina CVO+

    FISOROHANA AMIN’NY COVID-19: Zandary miisa 16.400 mahery manerana ny Nosy no nozaraina CVO+

Isan’ireo miantsehatra mivantana amin’ny ady amin’ny Covid-19 ny mpitandro filaminana. Raha ho an’ny Zandarmariam-pirenena manokana, tsikaritra fa maromaro no voan’izany areti-mandozabizanyvtato ho ato. Hisorohana ny fihanaky ny Covid-19 eo anivon’ny

Lire l'article

MADAGASIKARA MIATRIKA NY COVID-19: « Ny fiombonana no fahendrena malagasy indrindra », hoy i Gérard Ramamimampionona

    MADAGASIKARA MIATRIKA NY COVID-19: « Ny fiombonana no fahendrena malagasy indrindra », hoy i Gérard Ramamimampionona

Manoloana izao fihanaky ny valanaretina Covid-19 izao indrindra fa ny nahafantarana fa tafiditra eto Madagasikara ny « variant » avy ao Afrika atsimo, dia nanambara ny Filoha Lefitry ny CFM na Komity

Lire l'article

ORINASA INGENOSYA: Nanolotra fanampiana maro ho an’ny Classe ASAMA Ambolokandrina

    ORINASA INGENOSYA: Nanolotra fanampiana maro ho an’ny Classe ASAMA Ambolokandrina

Isan’ny mampiavaka ny Classe ASAMA Ambolokandrina ny fiahiana ny ankizy avy amina fianakaviana tena sahirana sy nirenireny an-dalambe amin’ny alalan’ny fampianarana azy ireo izay maharitra herintaona avy eo afaka miatrika

Lire l'article

RANDRANA SENDIKALY: Nanatanteraka diabe ho fanamarihana ny 8 marsa

    RANDRANA SENDIKALY: Nanatanteraka diabe ho fanamarihana ny 8 marsa

Samy nanana ny fomba nanamarihany ny 8 marsa, andro iraisampirenena ho an’ny vehivavy ny sampandraharaha, ny fikambanana isan-tsokajiny teto amintsika. Raha ho an’ny Randrana Sendikaly manokana, niavaka ny fanamarihana izany

Lire l'article

INSPECTEURS SY CONTROLEURS DU TRAVAIL: Mitaky ny hanesorana ny Ministera tsy mahavaha olana

Nifamotoana tamin’ny alalan’ny « assemblée générale » teny Ambohimanambola ny Syndicat Autonome des Inspecteurs du Travail (SAIT) izay notarihan’ny Filohany Rojomampionona Ravelomahatratra

Lire l'article

LISEA SABOTSY NAMEHANA: Misitraka ny fotodrafitrasa « biodigesteur » ny sekoly sy ny manodidina

  LISEA SABOTSY NAMEHANA: Misitraka ny fotodrafitrasa « biodigesteur » ny sekoly sy ny manodidina

Isan’ireo olana iray mahatonga ny fahalotoan’ny tontolo iainana ny fisian’ny fako mivangongo sy miparitaka etsy sy eroa sy. Paikady goavana

Lire l'article

ADY AMIN’NY COVID-19: Hentitra ny fanaraha-maso eny amin’ny Boriborintany fahaefatra

  ADY AMIN’NY COVID-19: Hentitra ny fanaraha-maso eny amin’ny Boriborintany fahaefatra

Tsikaritra tato anatin’ny herinandro nisesisesy izay fa niverina nihamaro indray ny isan’ny olona mitondra ny valan’aretina Covid-19 eto amin’ny Faritra

Lire l'article

TSY FANANAN’ASA ETO MADAGASIKARA: Hitondra vahaolana maharitra ny HAFARI Malagasy

  TSY FANANAN’ASA ETO MADAGASIKARA: Hitondra vahaolana maharitra ny HAFARI Malagasy

Maro ny tanora no manana mari-pahaizana sy mivoaka amin’ireny sekoly ambony ireny isan-taona. Olana ho azy ireny anefa ny fitadiavana

Lire l'article

TETIKASA ALISOTA: Ny Kaominina Ampitatafika no nisantantra azy

  TETIKASA ALISOTA: Ny Kaominina Ampitatafika no nisantantra azy

Maro tokoa ny vokadratsy ateraky ny fiparitahan’ny fako eny rehetra eny toy ny tsy fahasalamana, ny valan’aretina sy aretina isan-karazany,

Lire l'article

ORANGE SOLIDARITÉ: Nampifalifaly ireo fianakaviana marefo sy ankizy maherin’ny 1 000

  ORANGE SOLIDARITÉ: Nampifalifaly ireo fianakaviana marefo sy ankizy maherin’ny 1 000

Noely miavaka, io no azo hamintinana ny fihetseham-pon’ireo ankizy sy fianakaviana sahirana nisitraka fanomezana maro isan-karazany avy amin’ny mpiasan’ny Orange

Lire l'article
avril 2024
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930