Madatopinfo

 Flash Info

MPIANATRA HO ZANDARY: Miisa 1.200 mianadahy no horaisina amin’ity andiany faha-76 ity

MPIANATRA HO ZANDARY: Miisa 1.200 mianadahy no horaisina amin’ity andiany faha-76 ity

    MPIANATRA HO ZANDARY: Miisa 1.200 mianadahy no horaisina amin’ity andiany faha-76 ity

Nisokatra nanomboka ny alatsinainy 30 Novambra 2020 ary hitohy hatramin’ny 29 Janoary 2021 amin’ny 5 ora hariva ny fandraisana ireo atontan-taratasy fangataham-pifaninanana hidirana mpianatra ho zandary andiany faha-76. Amin’ity taom-pianarana

Lire l'article

MPITORITENY HO AN’NY FILAZANTSARA: Lohahevitra maro no nifampizarana nandritra ny konferansa

    MPITORITENY HO AN’NY FILAZANTSARA: Lohahevitra maro no nifampizarana nandritra ny konferansa

Notontosaina teny amin’ny Les Colonnades Bypass ny tontolo andron’ny sabotsy 28 Novambra lasa teo ny andiany voalohany tamin’ilay hetsika antsoina hoe: « Mpitoriteny ho an’ny Filazantsara » izay nokarakarain’ny Madagascar 3M (

Lire l'article

MINISTERAN’NY VAROTRA: Hatomboka ny 1 Desambra ho avy izao ny « opération vidin’entana »

    MINISTERAN’NY VAROTRA: Hatomboka ny 1 Desambra ho avy izao ny « opération vidin’entana »

Eo anelanelan’ny volana Desambra hatramin’ny Febroary no vanim-potoana fanararaotan’ny mpivarotra hampiakarana ny vidin’entana eny an-tsena indrindra ireo ilaina amin’ny andavanandro toy ny vary, menaka, lafarinina. Hampihatra fepetra hentitra ny eo

Lire l'article

FAMATSIAN-DRANO ETO ANTANANARIVO: Manana vahaolana maty paika ny Ministeran’ny Rano

    FAMATSIAN-DRANO ETO ANTANANARIVO: Manana vahaolana maty paika ny Ministeran’ny Rano

Miovaova ny toetr’andro, miakatra ny marimpana, miharitra ihany koa ny rano amin’ny tanàna maromaro raha ny eto Analamanga manokana no asian-teny. Tsy nitazam-potsiny manoloana izany ny fitondram-panjakana, nisy ny fidinana

Lire l'article

RAKIKIRA « Ho soa hatrany »: Hiparitaka tsy ho ela eny amin’ny Telma Shop manerana ny Nosy

    RAKIKIRA « Ho soa hatrany »: Hiparitaka tsy ho ela eny amin’ny Telma Shop manerana ny Nosy

Elaela tsy nifankahita mivantana tamin’ny mpankafy azy ny tarika Ambondrona noho ny fisian’ny fihibohana nandritra ny volana maromaro. Manam-baovao lehibe

Lire l'article

Midangana tanteraka ny vidim-piainana, tsy voasarona fety aman-danonana intsony

    Midangana tanteraka ny vidim-piainana, tsy voasarona fety aman-danonana intsony

Misoko mangina ny vidim-piainana. Samy mahatsapa ny isan-tokantrano fa vao volana Novambra, efa mihopampana ny vidin’ny vary. Ny sakafo sy

Lire l'article

MIAMI TOAMASINA

    MIAMI TOAMASINA

Manomboka ny fanatanterahana ny tetikasa Miami, izay hanova endrika tanteraka ny morondranomasin’i Toamasina ka hanintona sy hampiroborobo ny fizahantany ary

Lire l'article

ZICODE NOMCEBO TENY AMIN’NY ANKAMASOA : Nodihizin-dry Mopera Pedro mianakavy ny « dance de Jerusalem »

    ZICODE NOMCEBO TENY AMIN’NY ANKAMASOA : Nodihizin-dry Mopera Pedro mianakavy ny « dance de Jerusalem »

Tsy sanatria « mpisikidy mila voatsiary akory ka ny malemy indray no ampadihizina », araka ny fomba fiteny Malagasy. Dibo-kafaliana tanteraka ireo

Lire l'article

ANALOGH: Hamoraina ny fananana trano fonenana

    ANALOGH: Hamoraina ny fananana trano fonenana

Tontosa ny alakamisy 19 Novambra 2020, nandritra ny lanonam-panokafana ofisialy ny hetsika ara-barotra goava Salon International de l’Habitat eny amin’ny

Lire l'article

M’HETSIKA MVOLA: Hanome lanja ny tanora sy ny fanatanjahantena eto an-drenivohitra

    M’HETSIKA MVOLA: Hanome lanja ny tanora sy ny fanatanjahantena eto an-drenivohitra

Tontosa ny talata 10 Novambra teny amin’ny amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely ny fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny Fondation Axian sy ny Kaominina

Lire l'article
mars 2024
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
25262728293031