Madatopinfo |

Madatopinfo

Fikambanana PNOSCM: Miandrandra ny fanomezan-danja ny zon’olombelona amin’ireo Depiote ho lany

Fikambanana PNOSCM: Miandrandra ny fanomezan-danja ny zon’olombelona amin’ireo Depiote ho lany

  Fikambanana PNOSCM: Miandrandra ny fanomezan-danja ny zon’olombelona amin’ireo Depiote ho lany

Ny PNOSCM (Plate-Forme National des Organisations de la Société Civile de Madagascar) dia niorina tamin’ny taona 2005 izay ahitana Fikambanana

Lire l'article entier

MAKE THE VOICE MADAGASCAR: 40 tapitrisa ariary ny lokan’ny voalohany

  MAKE THE VOICE MADAGASCAR: 40 tapitrisa ariary ny lokan’ny voalohany

Isan’ny mbola olan’ny tanora Malagasy amin’izao fotoana izao ny tsy fananan’asa rehefa vita ny fianarana. Manoloana izany indrindra no nisian’ny

Lire l'article entier

MINISTERAN’NY FAHASALAMAM-BAHOAKA: Handray fepetra haingana sy maharitra hiadiana amin’ny aretina mamany lava

  MINISTERAN’NY FAHASALAMAM-BAHOAKA: Handray fepetra haingana sy maharitra hiadiana amin’ny aretina mamany lava

“Atsaharo amin’izay ny fanitsakitsahana ny zo maha olona ny vehivavy mamany lava noho ny faharovitan’ny tatavia eo am-piterahana”, io no

0 commentaire Lire l'article entier

FIRAISAMONIM-PIRENENA: Manana andraikitra lehibe amin’ny fanaraha-maso ny fifidianana izy ireo

  FIRAISAMONIM-PIRENENA: Manana andraikitra lehibe amin’ny fanaraha-maso ny fifidianana izy ireo

Zava-dehibe ny fanaraha-maso ny fifidianana, ahafahana manao tombana: ny lesoka miala arenina na ihany koa ny fanatsarana mila tohizana. Anisan’ny

Lire l'article entier

IVOTOERANA SAFIDY: “Andeha hiara-hientana hiaro ny safidintsika”

  IVOTOERANA SAFIDY: “Andeha hiara-hientana hiaro ny safidintsika”

Sampana Anaraha-maso ny Fifidianana, Ivon’ny Demokrasia Ifarimbonana na SAFIDY dia Fikambanana 10 no nanangana azy teny am-piandohana ary nanomboka niara-niasa

Lire l'article entier

NY TSARA HO FANTATRA MIKASIKA NY ATAO HOE SOLOMBAVAMBAHOAKA SY NY ASANY

  NY TSARA HO FANTATRA MIKASIKA NY ATAO HOE SOLOMBAVAMBAHOAKA SY NY ASANY

Ny Antenimierampirenena no anisan’ny Andrim-panjakana manao lalàna. Izy no miantoka ny maha-demokrasia ny firenena iray amin’ny fizarana sy fifandanjan’ny fahefana

Lire l'article entier

HERINANDRON’NY FIANAKAVIANA SAMBATRA: Hiavaka ny fanamarihana izany ho an’ny Sampana Antananarivo

  HERINANDRON’NY FIANAKAVIANA SAMBATRA: Hiavaka ny fanamarihana izany ho an’ny Sampana Antananarivo

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny alatsinainy 13 Mai lasa teo ny fanamarihana ny herinandron’ny Fianakaviana Sambatra (FISA), ary hitohy hatramin’ny

Lire l'article entier

TANORA MPIANATRY NY ESTIIM': Niditra tamin’ny Café-thé-matique andiany fahadimy

  TANORA MPIANATRY NY ESTIIM': Niditra tamin’ny Café-thé-matique andiany fahadimy

Ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fanatontoloana isika ankehitriny ary tsikaritra fa efa miroborobo hatrany ny tanora no tafiditra anatin’ny tontolo fikirakirana informatique.

Lire l'article entier

IVONTOERANA SOSIALY ARRUPE: Hitondra anjara biriky amin’ny fanatsarana ny fiaraha-monina sy tontolo iainana

  IVONTOERANA SOSIALY ARRUPE: Hitondra anjara biriky amin’ny fanatsarana ny fiaraha-monina sy tontolo iainana

Raha “Fanjakana sy Fiangonana” no lohahevitra nandritra ny andro sosialy tamin’ny taon-dasa, “Fampihavanana sy fahamarinana” kosa amin’ity taona ity izay

0 commentaire Lire l'article entier

FARITRA BETSIBOKA: Zandary 29 notoloran’ny Fitondram-panjakana mari-pankasitrahana

  FARITRA BETSIBOKA: Zandary 29 notoloran’ny Fitondram-panjakana mari-pankasitrahana

Araka ny efa nampanantenain’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarmaria Jeneraly Richard Ravalomanana, mendrika fankasitrahana ireo zandary manatanteraka antsakany sy andavany ny

Lire l'article entier

FIAHIANA EO ANIVON’NY ZANDARMARIA: Zandary mpiana-draharaha iray nahazo fitsaboana eny amin’ny Hopitaly Soavinandriana

  FIAHIANA EO ANIVON’NY ZANDARMARIA: Zandary mpiana-draharaha iray nahazo fitsaboana eny amin’ny Hopitaly Soavinandriana

Anisan’ny laharam-pahamehan’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny Zandarmaria Jeneraly Richard Ravalomanana ny fitsinjovana manokana ny zandary tratry ny tsy fahasalamana. Nambarany ombieny

Lire l'article entier

CAFE-THEMATIQUE: “Ny fandraharaharana sy ny tanora mpandraharaha” no lohahevitra nosafidian’ny CEE’ sy ny CIE’

  CAFE-THEMATIQUE: “Ny fandraharaharana sy ny tanora mpandraharaha” no lohahevitra nosafidian’ny CEE’ sy ny CIE’

Ahitana lalam-piofanana 6 ao amin’ny sekoly ambony ESTIIM’ ary ao anatin’izany ny Informatika. Izany indrindra no nikarakararan’ny Club Entrepreneuriat de

Lire l'article entier

CROIX-ROUGE MALAGASY: Miisa 15.000 ireo mpilatsaka an-tsitrapo manerana an’i Madagasikara

  CROIX-ROUGE MALAGASY: Miisa 15.000 ireo mpilatsaka an-tsitrapo manerana an’i Madagasikara

Nomarihana omaly alarobia 8 Mai ny andro iraisampirenena natokana ho an’ny Croix-Rouge maneran-tany, raha ny teto Madagsikara dia teny Antaninarenina

Lire l'article entier

MEGA EXPO SANTE: Hanome tolotra ara-pahasalamana mamaim-poana ny Fiangonana Advantista

  MEGA EXPO SANTE: Hanome tolotra ara-pahasalamana mamaim-poana ny Fiangonana Advantista

Hotanterahana ny alatsinainy 13 sy ny talata 14 Mai ho avy izao etsy amin’ny Parvis Analakely ny “Mega expo santé”.

Lire l'article entier

Archives

juin 2019
L Ma Me J V S D
« mai    
 12
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930