Madatopinfo |

Madatopinfo

D-LAIN: Nivoaka ny hira vaovao “Ato am-ponay foana”

D-LAIN: Nivoaka ny hira vaovao “Ato am-ponay foana”

  D-LAIN: Nivoaka ny hira vaovao “Ato am-ponay foana”

Efa mivoaka amin’ny tambajotra-tserasera “Facebook” sy “YouTube” ary ireo sehatra fihainoana mozika toy ny Spotify, Deezer, ITunes ary Amazon ny

Lire l'article entier

TAMBAJOTRAN-DRONGONY: 5 mianadahy tratra teo am-panaovana ny asa ratsiny

  TAMBAJOTRAN-DRONGONY: 5 mianadahy tratra teo am-panaovana ny asa ratsiny

Ny 2 sy 3 Jona lasa teo, olona miisa 5 no saron’ny eo anivon’ny Vondron-tobiparitry ny Zandarmaria Ambohidratrimo noho ny

Lire l'article entier

ORINASA SOCOLAIT: Nizara ronono maimaim-poana teny amin’ny Score Ankorondrano sy Score Digue

  ORINASA SOCOLAIT: Nizara ronono maimaim-poana teny amin’ny Score Ankorondrano sy Score Digue

Tsy mitsahatra ny manome fahafaham-po ho an’ny mpanjifa ny orinasa Socolait izay mampiasa sy mamokatra ronono ary miara-miasa amin’ny mpiompy

Lire l'article entier

FIKAMBANANA AFAMPO: Handray anjara mavitrika amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara

  FIKAMBANANA AFAMPO: Handray anjara mavitrika amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara

Nampafantarina omaly zoma 31 Mai teny amin’ny INTH Ampefiloha tamin’ny alalan’ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety ny fijoroana ara-panjakana ny

Lire l'article entier

FANOMEZAN-DRÀ: Nitondra ny anjara birikiny ny mpianatry ny ESTIIM’

  FANOMEZAN-DRÀ: Nitondra ny anjara birikiny ny mpianatry ny ESTIIM’

Maro ny Malagasy amin’izao no mila rà vokatry ny aretina maro samihafaizay kanefa tsy maharaka ny filàna ny eo anivon’ny

Lire l'article entier

ESTIIM': Tanora maro no nahazo fahalalana nandritra ny Café thé-matique 2019

  ESTIIM': Tanora maro no nahazo fahalalana nandritra ny Café thé-matique 2019

Nifarana tamin’ny andiany faha-6 ny alarobia 29 Mai tolakandro lasa teo ny Café thé-matique niarahana tamin’ny Club de l’Informatique sy

Lire l'article entier

FITRANDRAHANA HARENA AN-KIBON’NY TANY: Nifanakalo hevitra ny solontena avy any Philippines sy ny mpisehatra Malagasy

  FITRANDRAHANA HARENA AN-KIBON’NY TANY: Nifanakalo hevitra ny solontena avy any Philippines sy ny mpisehatra Malagasy

Nifarana ny zoma 24 Mai lasa teo ny fakaonan-doha nikasika ny fitantanana ny harena an-kibon’ny tany eo amin’i Madagasikara sy

Lire l'article entier

BAREA AN’I MADAGASIKARA: Mila ny fanohanan’ny Malagasy rehetra tsy an-kanavaka

  BAREA AN’I MADAGASIKARA: Mila ny fanohanan’ny Malagasy rehetra tsy an-kanavaka

Sambany teo amin’ny tantaram-piainan’ny baolina kitra Malagasy ny fandraisan’ny Barea Madagasikara anjara amin’ny Fiadiana ny tompon-dakan’i Afrika (CAN 2019) izay

Lire l'article entier

TOKY NOMENA: Harahi-maso avokoa ireo kandida rehetra na nanao sonia na tsia

  TOKY NOMENA: Harahi-maso avokoa ireo kandida rehetra na nanao sonia na tsia

Efa nisy tamin’ny fifidianana Filoham-pirenena farany teo ny Toky Nomena izay napetraka ny fihetsika mendrika na fenitra tokony aseho izay

Lire l'article entier

CENTRE D’APPEL: Tetik’ady apetraky ny SAFIDY hanaraha-maso tsy tapaka ny fifidianna

  CENTRE D’APPEL: Tetik’ady apetraky ny SAFIDY hanaraha-maso tsy tapaka ny fifidianna

Singa iray manan-danja amin’ny fomba fanaraha-maso ny fifidianana ny antom-pisian’ny Ivotoeram-piantsoana na ny “Centre d’appel” eo anivon’ny SAFIDY. Raha ny

Lire l'article entier

SIF: “Laharampahamehana ny fampiharana ny lalàna ho an’ny fananan-tany”

  SIF: “Laharampahamehana ny fampiharana ny lalàna ho an’ny fananan-tany”

Efa maro ny hetsika sy tolo-kevitra mikasika ny fiarovana ny Malagasy amin’ny resaka fananan-tany nandraisan’ny Sehatra Iombonana hoan’ny Fananan-tany na

Lire l'article entier

FANOMEZAN-DANJA NY ZO ARA-PANANAHANA: Hifanome tànana ny mpitondra Fanjakana sy ny Fiarahamonim-pirenena

  FANOMEZAN-DANJA NY ZO ARA-PANANAHANA: Hifanome tànana ny mpitondra Fanjakana sy ny Fiarahamonim-pirenena

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny Paon d’or Antanetibe Ivato omaly alatsinainy 20 Mai maraina ny fikaonan-doha mikasika ny fisorohana

Lire l'article entier

FANAPARIAHAM-PAHEFANA TENA IZY: Teboka iray takian’ny Firaisamonim-pirenena amin’ireo Depiote ho lany

  FANAPARIAHAM-PAHEFANA TENA IZY: Teboka iray takian’ny Firaisamonim-pirenena amin’ireo Depiote ho lany

Afaka andro vitsivitsy dia higadona ny fifidianana Solombavambahoaka ka ny 151 amin’ireo kandida 810 ihany no tafiditra ao anatin’ny Antenimierampirenena

Lire l'article entier

LAHARANA MAITSO: Paik’ady apetraky ny FANDIO anaraha-maso ny fifidianana Solombavambahoaka

  LAHARANA MAITSO: Paik’ady apetraky ny FANDIO anaraha-maso ny fifidianana Solombavambahoaka

032 32 032 32 na 033 65 023 33 na ihany koa 034 30 810 20 ireo laharana maitso numéros

Lire l'article entier

Archives

juin 2019
L Ma Me J V S D
« mai    
 12
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930