Amin’izao fotoana izao, mananika ny 13 tapitrisa ireo mpanjifa 034 sy 038 ao anatin’ny fianakaviamben’ny MVola izay ahafahan’ny mpanjifa mandefa sy mitahiry ary mindra-mbola, eo ihany koa ny fividianana fahana
MVOLA Fô : Efa azon’ireo mpampiasa 032, 033, 034, 037, 038 ny manokatra kaonty MVola
La promotion du livre est l’un des axes d’action d’Orange Madagascar en matière de mécénat culturel. La promotion de la lecture participe activement à l’éducation des jeunes et des enfants,
Tanjon’ny orinasa Malagasy M.A.MA (Mutuelle d’Assurance MAlagasy) ny hametrahana fitokisana eo amin’ny samy mpikambana tsirairay ao anatin’ny Fikambanam-piantohana ho amin’ny fitantanana mahomby. Tafiditra ao anatin’izany ny fanomezan-danja ny fanatanjahantena, raha
Tsy afa-misaraka amin’ny andavanandron’ny olona amin’izao fotoana izao ny fitaterana na eo amin’ny fianarana izany na ihany koa eo amin’ny
Mitàna anjara toerana goavana amin’ny fampandrosoana ny toekarena eto Madagasikara ny sehatry ny fitaterana amin’ny alalan’ny fivezivezena na anatiny na