RASOLOFONDRAOSOLO ZAFIMAHALEO : “Mila ny fandraisana antanan’ny tsirairay ny firenena” | Madatopinfo

Madatopinfo

RASOLOFONDRAOSOLO ZAFIMAHALEO : “Mila ny fandraisana antanan’ny tsirairay ny firenena”

RASOLOFONDRAOSOLO ZAFIMAHALEO : “Mila ny fandraisana antanan’ny tsirairay ny firenena”

RASOLOFONDRAOSOLO ZAFIMAHALEO : “Mila ny fandraisana antanan’ny tsirairay ny firenena”
septembre 10
08:25 2018

Aok’izay! «Ankinina amin’ny tsirairay amin’izay manomboka eto i Madagasikara. Tsy avela hanjakan-dry lerony ny tanana.Tsy misy na dia iray aza tsy nahazo soa tamin’i Madagasikara ka ampy izay ny hoe mampalahelo .Vonona ary tsy anisan’ireo mihevitra hanemotra fifidianana ny tenako.”Ireo no nambaran’i Dama laharana faha-4 amin’ny biletà tokana, tao amin’ny hotely Petra Analakely ny Zoma07 Septambra 2018, ndritra ny nanazavany ny fomba enti-mandray anjara ao anatin’ilay kitapom-bola Valimbabena.Hatao mangarahara na ny fidirany na ny famoahana ny vola ao ka raha tsy tody eo amin’ny fitondrana aza izy dia ho enti-manangana ny “fondation valimbabena”ny vola.Ankoatra ny fitondrana mivantana izay sitraky ny fo eny amin’ny Q.G eny Fort-Voiron dia afaka mandefa amin’ny kaonty BOA 0000905600230476200201. Raha fintinina dia ny toe-tsaina tsy zatra mandray andraikitra no tiany hovaina sy handreseny lahatra nympifidy.Kanefa mora ve ny handresy lahatra ny tanana zatra mitsotra sy vahoaka sahirana ?
Claude Eric Vonjy Ny Aina

Partager

Articles connexes

0 commentaire(s)

Pas de commentaire pour l'instant !

Il n'y a pas de commentaire pour l'instant, voulez-vous en écrire un ?

Ecrire un commentaire

Ecrire un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée.
Les champs obligatoires sont marqués *

Archives

septembre 2018
L Ma Me J V S D
« août    
 12
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930