Notanterahana nandritra ny telo andro teny amin’ny CCI Ivato ny Fihaonamben’ny ankizy ary nofaranana tamin’ny fomba ofisialy omaly zoma 28
Archive


Ankatoky ny fankalazana ny faha-59 niverenan’ny fahaleovantena isika Malagasy amin’izao fotoana izao. Ny volana Jona ihany koa dia anamarihana ny

Nankalazaina ny 21 Jona teny amin’ny Esplanade oniversite Ankatso ny andiany fahadimy amin’ny andro iraisampirenena ho an’ny “Yoga” raha ny

Niorina tamin’ny taona 2015 ny Alliance Miralanja, fikambanana izay miaro ny zo maha olona. Misehatra amin’ny lalàna ny Miralanja, afaka

Notanterahana ny alarobia 19 Jona ny hetsika niarahan’ny tanora an’arivony tao amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina izay nokarakarain’ny Ministeran’ny Tanora sy

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly talata 18 Jona teny amin’ny Toby Ratsimandrava Andrefan’Ambohijanahary ny lalao ara-panatanahantena hiadiana ny amboaran’ny Sekreteram-panjakana

Anisan’ny mampiavaka ny oniversite Gate University Ambohidratrimo ny fananany fotodrafitrasa, sy ny fitaovana fampiasa ary ny mpampiofana manaraka ny fenitra

Nanomboka ny faramparan’ny volana Mai teo ny lalao fifanintsanana ny PES 2019 izay nokarakarain’ny Orange Madagascar tamin’ny alalan’ny Orange Esport

4 taona izay no nijoroan’ny Ecole Doctorale eo anivon’ny Université Catholique de Madagascar (UCM) Ambatoroka ary ahitana fikarohana 5 izany:

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoana fankalazana ny faha-59 nahazoan’i Madagasikara ny fahaleovantena isika Malagasy amin’izao fotoana izao. Manoloana izany indrindra
ADY AMIN’NY TSY FANJARIAN-TSAKAFO: Plumpy’Nut 5.000 baoritra no aparitaka any amin’ny Faritra Atsimo

Ho fiadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo, nanolotra “Plumpy’Nut” miisa 5.000 baoritra ho an’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka tamin’ny alalan’ny UNICEF ny Firenena Japana

Nijoro vavolombelona ny mpanohana ny kandida Depiote Ranary laharana faha-8 tao amin’ny Distrikan’Ihosy tamin’ny alalan’ny fanambarana nataon’izy ireo mikasika ny

Notanterahana teny amin’ny Carlton Anosy ny 11 sy 12 Jona ny andiany faharoa ny “Women in business” izay nokarakarain’ny Vondron’ireo

Tontosa tamin’ny fomba ofisialy omaly zoma 7 Jona ny fitokanana ny birao vaovaon’ny Tobim-paritry ny Zandarmariam-pirenena (ZP) eny Itaosy, Kaominina