Madatopinfo – 2019 – mars

Madatopinfo

Archive

CPO DE L’ESTIIM': Naneho ny endri-panandevozana mitranga eo anivon’ny fiaraha-monina

  CPO DE L’ESTIIM': Naneho ny endri-panandevozana mitranga eo anivon’ny fiaraha-monina

Nikarakara hetsika lehibe natao ahatsiarovana manokana ireo izay hiaran’ny fanandevozana amin’ny lafiny rehetra ny Club Pour l’ONU na CPO eo

Lire l'article entier

VOKATRA CHANTECLER: Hita eny amin’ny tranombarotra lehibe manerana ny Nosy

  VOKATRA CHANTECLER: Hita eny amin’ny tranombarotra lehibe manerana ny Nosy

Araka ny fampahafantarana natao omaly 27 Martsa teny amin’ny Ibis Akorondrano, efa miparitaka manerana ny Nosy ny vokatra henan’akoho fakana

Lire l'article entier

MIVADI-TONGOTRA NA “PIED BOT”: Azo sitranina raha manaraka fitsaboana ara-dalàna

  MIVADI-TONGOTRA NA “PIED BOT”: Azo sitranina raha manaraka fitsaboana ara-dalàna

Nikarakara hetsika mikasika ny tsy fahatomombanana ara-batana ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka izay niarahana-niasa tamin’ny Fondation Telma sy ONG Miraclefeet ny herinandro

Lire l'article entier

FIZALAOTRA: Hifamotoana eny amin’ny Paon d’Or ny 6 Aprily 2019

  FIZALAOTRA: Hifamotoana eny amin’ny Paon d’Or ny 6 Aprily 2019

Hotanterahana ny sabotsy 6 Aprily ho avy izao eny amin’ny Paon d’Or Ivato ny fanombohana amin’ny fomba ofisialy ny fankalazana

Lire l'article entier

TANORA MIANDRANDRA NY HO AVY: Hanohana ny kandida Solombavambahoaka atolotry ny Filoha Andry Rajoelina

  TANORA MIANDRANDRA NY HO AVY: Hanohana ny kandida Solombavambahoaka atolotry ny Filoha Andry Rajoelina

Lanonana telo sosona no nankalazain’ny fikambanana Tanora Miandrandra ny Ho avy (THM) omaly Alahady 24 Martsa teny amin’ny Yandy By-pass.

Lire l'article entier

ESTIIM’-CLUB VINTSY RAILOVY: Nizara fahalalana mikasika ny rano madio ho an’ny mpianatra

  ESTIIM’-CLUB VINTSY RAILOVY: Nizara fahalalana mikasika ny rano madio ho an’ny mpianatra

Andro manerantany ho an’ny rano ny 22 Martsa, niavaka ny fankalazana izany raha ho an’ny Club Vintsy, rantsana iray ao

Lire l'article entier

ASA SOSIALY ATAON’NY ONG LE LÉMURIEN DE MADAGASCAR: Nahazo tombony ny Kaominina Antanetibe Mahazaza sy Merikanjaka

  ASA SOSIALY ATAON’NY ONG LE LÉMURIEN DE MADAGASCAR: Nahazo tombony ny Kaominina Antanetibe Mahazaza sy Merikanjaka

Isan’ny tarigetran’ny ONG LE LÉMURIEN DE MADAGASCAR ny hanolo-tanana ny mpiray tanindrazana. Tamin’ity nahazo tombony manokana ny tao Antanetibe Mahazaza

Lire l'article entier

MPONINA AO LA REUNION KELY: Nahazo trano contenaires 12 avy amin’ny Fitondram-panjakana indray

  MPONINA AO LA REUNION KELY: Nahazo trano contenaires 12 avy amin’ny Fitondram-panjakana indray

Raha tsiahivina, ny 21 Febroary lasa teo ny andiany voalohany ny trano contenaires izay natolotry ny Ministry ny mponina sy

Lire l'article entier

MPONIN’AMBOHITRIMANJAKA: Tsy manaiky ny fiakaran’ny saran-dalana ho 700 ariary

  MPONIN’AMBOHITRIMANJAKA: Tsy manaiky ny fiakaran’ny saran-dalana ho 700 ariary

Nanatanteraka hetsika ho fanoherana ny fisondrotan’ny saran-dalana ho 700 ariary ny mponina eny Ambotrimanjaka ny sabotsy 16 martsa lasa teo

Lire l'article entier

ANDRO IRAISAM-PIRENENA HANKALAZANA NY ZON’NY VEHIVAVY: “Ny adidy sy andraikitrin’ny vehivavy ho fampandrasoana ny firenena”

  ANDRO IRAISAM-PIRENENA HANKALAZANA NY ZON’NY VEHIVAVY: “Ny adidy sy andraikitrin’ny vehivavy ho fampandrasoana ny firenena”

Tao Mahajanga no ivon’ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hankalazana ny zon’ny vehivavy, izay teo ambany fiahian’ny vadin’ny filoham-pirenena Mialy Rajoelina

0 commentaire Lire l'article entier

ISIKA FIKAMBANANA MIARA-DIA AMIN’I PREZIDA ANDRY RAJOELINA: Vonona hiatrika ny fifidianana Solombavambahoaka

  ISIKA FIKAMBANANA MIARA-DIA AMIN’I PREZIDA ANDRY RAJOELINA: Vonona hiatrika ny fifidianana Solombavambahoaka

Efa nanomboka ny 26 Febroary lasa teo ny fametrahana antontan-taratasim-pilatsahan-kofodiana ho Solombavambahoaka, hifarana ny 12 Martsa ho avy izao kosa

Lire l'article entier

ASSOCIATION DES JEUNES ETUDIANTS NATIFS ET AMIS DE FORT-DAUPHIN: Nifamotoana tetsy amin’ny A&C Ivato ny sabotsy lasa teo

  ASSOCIATION DES JEUNES ETUDIANTS  NATIFS ET AMIS DE FORT-DAUPHIN: Nifamotoana tetsy amin’ny A&C Ivato ny sabotsy lasa teo

Lanonana fifampiarahabana nahatratra ny taona 2019 ho an’ny zanaka ampielezana Anosy ny sabotsy 2 Martsa lasa teo. Fotoan-dehibe nihaonan’ireo zanak’Anosy

Lire l'article entier

FONDATION ORANGE: Mitohy ny ezaka ara-tsosialy ho fanasoavana ny mpiray tanindrazana

  FONDATION ORANGE: Mitohy ny ezaka ara-tsosialy  ho fanasoavana ny mpiray tanindrazana

Ny 25 Febroary hatramin’ny voalohan’ny volana Martsa lasa teo no nivahiny teto Madagasikara ny iraky ny Fondation Orange, Françoise Cosson.

Lire l'article entier

FIKAMBANAN’NY ZANAKA AMPIELEZANA TERAK’ALAOTRA: Hiavaka ny fankalazana ny faha-40 taona amin’ity 2019 ity

  FIKAMBANAN’NY ZANAKA AMPIELEZANA TERAK’ALAOTRA: Hiavaka ny fankalazana ny faha-40 taona amin’ity 2019 ity

Niorina tamin’ny 6 Jona 1979 ny FIZALAOTRA na ny Fikambanan’ny zanaka ampielezana terak’Alaotra ary feno 40 taona katroka amin’ity taona

Lire l'article entier

Archives

mars 2019
L Ma Me J V S D
« fév   avr »
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
25262728293031