Madatopinfo – 2019 – février

Madatopinfo

Archive

ONG HARI: Mitety fianarana mandritra ny 4 andro hanamarihana ny andron’ny sekoly 2019

  ONG HARI: Mitety fianarana mandritra ny 4 andro hanamarihana ny andron’ny sekoly 2019

Niorina tamin’ny taona 2016 ny ONG Hari na Hevitra Atambatra Rehareha Iombonana. Maro ny hetsika karakarain’izy ireo hanamarihana ny “Andron’ny

Lire l'article entier

FAHAVOAZANA TANY AMPANIHY SY BETIOKY ATSIMO: Nankahery sy nanolotra fanampiana ny solotenan’ny Fitondram-panjakana

  FAHAVOAZANA TANY AMPANIHY SY BETIOKY ATSIMO: Nankahery sy nanolotra fanampiana ny solotenan’ny Fitondram-panjakana

Tonga nijery ifotony tany amin’ny Faritra Atsimo, tao anatin’ny Distrika Ampanihy sy Betioky Atsimo ny Ministry ny Mponina Naharimamy Lucien

Lire l'article entier

RUGBY SOKAJY VEHIVAVY: Manomboka mahazo vahana i Madagasikara ety amin’ny Ranomasimbe Indiana

  RUGBY SOKAJY VEHIVAVY: Manomboka mahazo vahana i Madagasikara ety amin’ny Ranomasimbe Indiana

Efa tafaverina an-tanindrazana ireo mpilalao baolina lavalava telo mirahavavy teo amin’ny sokajy vehivavy, izay nahitana an’i Marcelia, Pela ary Sonia.

Lire l'article entier

FAHATAPAHAN-JIRO MATETIKA: Ampiharina tsy ho ela eto Madagasikara ny vahaolana maharitra

  FAHATAPAHAN-JIRO MATETIKA: Ampiharina tsy ho ela eto Madagasikara ny vahaolana maharitra

Notanterahina nandritra ny dimy andro teny amin’ny Hotel Panorama Andrainarivo ny herinandron’ny angovo. Fikaonan-doha nahitana mpisehatra maro izay notarihin’ny Ministeran’ny

Lire l'article entier

MINISTRY NY MPONINA SY NY FIAHIANA ARA-TSOSIALY: Nanolotra “Maisons contenaires” ho an’ireo mponina eny La Réunion kely

  MINISTRY NY MPONINA SY NY FIAHIANA ARA-TSOSIALY: Nanolotra “Maisons contenaires” ho an’ireo mponina eny La Réunion kely

Tamin-kafaliana tanteraka ny nadraisan’ ny vahoaka monina eny La Réunion kely ny fidinana ifotony nataon’ny Fitondram-panjakana izay notarihin’ny Ministry ny

Lire l'article entier

FAHATAPAHAN-JIRO: Hitondra vahaolana maharitra ny Ministeran’ny angovo sy ireo mpiara-miombon’antoka

  FAHATAPAHAN-JIRO: Hitondra vahaolana maharitra ny Ministeran’ny angovo sy ireo mpiara-miombon’antoka

Feno iray volana izay no nijoroan’ny Governemanta Ntsay Christian, hita soritra sahady ny fomba fiasan’ny Ministera tsirairay izay samy efa

Lire l'article entier

YALI CHAPTER MADAGASCAR: Nanome fahafaha-po ho an’ny mpianatry ny sekolim-panjakana ambaratonga fototra miisa 20

  YALI CHAPTER MADAGASCAR: Nanome fahafaha-po ho an’ny mpianatry ny sekolim-panjakana ambaratonga fototra miisa 20

Volana Febroary, anehoana ny fifankatiavana izay tsy natao ho an’ny mpifakantia ihany fa ho an’ny rehetra. Tsy very anjara tamin’izany

Lire l'article entier

FIKAMBANANA ANDRIMASO SY CRN VEHIVAVY: Nampahafantatra ny anjara toeran’ny vehivavy eo amin’ny sehatry ny fandriampahalemana

  FIKAMBANANA ANDRIMASO SY CRN VEHIVAVY: Nampahafantatra ny anjara toeran’ny vehivavy eo amin’ny sehatry ny fandriampahalemana

Notanterahina ny zoma 8 Febroary lasa teo teny Anosy ny atrikasa novolavolain’ny Fikambanana Andrimaso niarahana tamin’ny CRN Vehivavy (Comité pour

Lire l'article entier

EASY PARK: Mitohy ny ezaka fanatsarana ho amin’ny fandaminana

  EASY PARK: Mitohy ny ezaka fanatsarana ho amin’ny fandaminana

Telo taona amin’ity 2019 no nijoroan’ny Easy Park izay sampana iray misahana ny fandaminana ny “parking” eo anivon’ny tananan’Antananarivo renivohitra.Nandritra

Lire l'article entier

ONIVERSITE TSY MIANKINA ESTIIM: Andiany “Hanitra”, nivoaka ny sabotsy lasa teo

  ONIVERSITE TSY MIANKINA  ESTIIM: Andiany “Hanitra”, nivoaka ny sabotsy lasa teo

Tontosa ny sabotsy 9 Febroary lasa teo ny famoahana mpianatra andiany “Hanitra” eo anivon’ny Sekoly ambony Estiim na Engineering School

Lire l'article entier

BLACK NADIA: Mpanakanto vehivavy Malagasy, mpanjakan’ny mozika

  BLACK NADIA: Mpanakanto vehivavy Malagasy, mpanjakan’ny mozika

Noporofoin’ny tarika Black Nadia ny Sabotsy 2 Febroary lasa teny amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahantena Mahamasina teo nandritra ny

Lire l'article entier

PAOSITRA MALAGASY-TSINJO LAVITRA: Hitondra fanavaozana sy fivoarana goavana ny vokatra

  PAOSITRA MALAGASY-TSINJO LAVITRA: Hitondra fanavaozana sy fivoarana goavana ny vokatra

Nomarihina omaly Alatsinainy 4 Febroary manoloana ny biraon’ny Paositra Analakely ny fanombohana ny fankalazana ny faha-15 taonan’ny “Tahiry Tsinjo Lavitra”

0 commentaire Lire l'article entier

FAN EDUCATION AGENCY: Manampy ny tanora hiatrika fianarana any ivelany

  FAN EDUCATION AGENCY: Manampy ny tanora hiatrika fianarana any ivelany

Maro ny mpianatra Malagasy no sahirana mitady lalana hanohy fianarana any ivelany. Noho izany indrindra no nahatonga ny Fan Education

Lire l'article entier

MADAGASCAR –COMORES : Le visa-étudiant à l’ordre du jour ce samedi 19 janvier à Antananarivo

  MADAGASCAR –COMORES : Le visa-étudiant à l’ordre du jour ce samedi 19 janvier à Antananarivo

Une réunion composée du mouvement associatif comorien (CECOM, GBCOM) en République de Madagascar, s’est déroulée ce samedi 19 janvier 2019,

0 commentaire Lire l'article entier

Archives

février 2019
L Ma Me J V S D
« jan   mar »
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
25262728