Madatopinfo – 2018 – août – 9

Madatopinfo

Archive

KANTO. DIA AMIN’NY HOSODOKA FAHA-4 : «Ny olona sy ny fiainan’ny Malagasy no asongadina », hoy Mistery

  KANTO. DIA AMIN’NY HOSODOKA FAHA-4 : «Ny olona sy ny fiainan’ny Malagasy no asongadina », hoy Mistery

«Mampiseho ny endrika amam-bikan’ny olombelona, ny tontolo iainana sy ny maha-malagasy. Tsy mamorona zavatra tsy misy fa ireo fahita amin’ny

0 commentaire Lire l'article entier

MICS. FANISANA NY VEHIVAVY SY NY ANKIZY : « Hanampy amin’ny fampandrosoana»

  MICS. FANISANA NY VEHIVAVY SY NY ANKIZY : « Hanampy amin’ny fampandrosoana»

«Isa no fototr’izao rehetra izao». Hoy ilay mpandalina Grika antika, Pythagore. Araka ny fanambaran’ny Minisitry ny Toekarena tamin’ny mpanao gazety,

0 commentaire Lire l'article entier

FIFIDIANANA : Mambabo ny mpifidy amin’ny endrika maro ny mpirotsaka ho fidiana

  FIFIDIANANA : Mambabo ny mpifidy amin’ny endrika maro ny mpirotsaka ho fidiana

Papango lahy anaty katsaka avokoa ireo kandida ka izay mivoaka babany avokoa. Mahavory lanona mponina sy ny mpomba azy hatrany

0 commentaire Lire l'article entier

FANDIO. FAKAN-KEVITRA HANAMPIANA IZAY HO FILOHAM-PIRENENA : Ho raiketina anaty boky fotsy ny hetaheta sy ny maharary ireo olompirenena

  FANDIO. FAKAN-KEVITRA HANAMPIANA IZAY HO FILOHAM-PIRENENA : Ho raiketina anaty boky fotsy ny hetaheta sy ny maharary ireo olompirenena

Ambanja izay hanataterahina ny fakan-kevitry ny firaisamonim-pirenena sisa no andrasana amin’ity herinandro ity dia hiroso amin’ny fandravonana sy ny fankatoavana

0 commentaire Lire l'article entier

TANTSOROKY NY TSY MIANKINA SY NY FANJAKANA : Notokanan’ny Minisitry ny Fampianarana Teknika ny ivom-piofanana PIF TIC

  TANTSOROKY NY TSY MIANKINA SY NY FANJAKANA : Notokanan’ny Minisitry ny Fampianarana Teknika ny ivom-piofanana PIF TIC

“Point d’Information et Formation utilisant les TIC” na Ivom-baovao sy fanofanana mampiasa haitaon’ny fampitam-baovao sy serasera no anaran’ny toerana ifandrombonan’ny

0 commentaire Lire l'article entier

Archives

août 2018
L Ma Me J V S D
« juil   sept »
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
2728293031