Madatopinfo – 2018 – juillet

Madatopinfo

Archive

ASA FANAOVAN-GAZETY : Roa tamin’ireo 25 mpanao fanadihadiana lalina no avy eto amin’ny orinasa

  ASA FANAOVAN-GAZETY : Roa tamin’ireo 25 mpanao fanadihadiana lalina no avy eto amin’ny orinasa

Mpanao gazety 2 tamin’ireo dimy amby roapolo izay niofana sy nanao fanadihadiana lalina no avy amin’ny orinasan-tserasera Madatopinfo sy Gazette

0 commentaire Lire l'article entier

FANADIHADIANA MANOKANA. FANIRY RAZAFIMANATANY : «Biraom-pandatsaham-bato 6 000 izay tsy misy akory”

  FANADIHADIANA MANOKANA.  FANIRY RAZAFIMANATANY : «Biraom-pandatsaham-bato 6 000 izay tsy misy akory”

Ahiahy tsy ihavanana! Raha nanaovana fanadihadiana manokana ny Sekretera Jeneralin’ny VMMF, Faniry Razafimanatany, tsy nihambahamba izy nanatsikafona fa mandeha ny

0 commentaire Lire l'article entier

FANKALAZANA NY FAHA-40 TAONAN’NY FIZAFATO : “Reseo amin’ny tsara ny ratsy”, hoy i Jean de Dieu Maharante

  FANKALAZANA NY FAHA-40 TAONAN’NY FIZAFATO : “Reseo amin’ny tsara ny ratsy”, hoy i Jean de Dieu Maharante

Ny tarigetran’ny Kardinaly Tsarahazana Désiré, “Reseo amin’ny tsara ny ratsy” no teny nentin’ny Filohan’ny FIZAFATO, na Fikambanan’ny zanaky ny Faritanin’ny

0 commentaire Lire l'article entier

ALLIANCE DES ORGANISATIONS CIVILES POUR LA RECONSTRUCTION DE MADAGASCAR : «LA HCC, les présents Exécutifs à arbitrer par les communautés internationales »

  ALLIANCE DES ORGANISATIONS CIVILES POUR LA RECONSTRUCTION DE MADAGASCAR : «LA HCC, les présents Exécutifs à arbitrer par les communautés internationales »

Plaidoyer international ! L’Alliance des Organisations Civiles pour la Reconstruction de Madagascar ou AOCRM fait le compte à rebours en

0 commentaire Lire l'article entier

FANGARAHARAHANA AMIN’NY FIFIDIANANA : Nampiofana ny ROHY hiady amin’ny famotsiam-bola ny SAMIFIN

  FANGARAHARAHANA AMIN’NY FIFIDIANANA : Nampiofana ny ROHY hiady amin’ny famotsiam-bola ny SAMIFIN

Niatrika fampiofanana avy tamin’ny SAMIFIN mikasika ny ady amin’ny famotsiambola ny hetsika ROHY nandritra ny 25 sy 26 an’ity volana

0 commentaire Lire l'article entier

HAITAO SY FIAROVANA NY BIBY : Hifampizara fahalalana ny mpikarakara sy liana amin’ny gidro

  HAITAO SY FIAROVANA NY BIBY : Hifampizara fahalalana ny mpikarakara sy liana amin’ny gidro

Nanao vela-kevitra ho an’ny mpanao gazety ny Mpikambana ao amin’ny mpiaro ny zavaboaary, indrindra ny biby tongotrefatra arovana, ny alakamisy

0 commentaire Lire l'article entier

SABOTSY NAMEHANA : Nitokanana fotodrafitrasa maro tao amin’ny kaominina niaviany ny Filoham-pirenena

  SABOTSY NAMEHANA :  Nitokanana fotodrafitrasa maro tao amin’ny kaominina niaviany ny Filoham-pirenena

Nahalatsahan’ny tavony ! Tsy diso anjara tamin’ny fampandrosoana izay efa vitan’ny Filoha Hery Rajaonarimampianina ny mponina teo aminy fokotanin’Antsofinondry izay

0 commentaire Lire l'article entier

PAUL RABARY : “Tsy nety nandoa « écolage »”

  PAUL RABARY : “Tsy nety nandoa « écolage »”

Tongotra ambian-dakana ! Efa vita ny fanambarana ofisialy ary voarain’ny tomponandraikitra rehetra ny fametraham-pialana tao amin’ny antoko HVM na Hery

0 commentaire Lire l'article entier

RAHARAHAM-PIRENENA : Hidina andalam-be ny hetsika fanorenana ifotony

  RAHARAHAM-PIRENENA : Hidina andalam-be ny hetsika fanorenana ifotony

Hanohy ny fitokonana eny amin’ny Kianja ireo mpanao politika mitaky ny fanorenana ifotony, miantso ireo mpitaky sendikaly hatrany izy ireo

0 commentaire Lire l'article entier

Archives

juillet 2018
L Ma Me J V S D
« juin   août »
 1
2345678
9101112131415
16171819202122
23242526272829
3031