Madatopinfo – 2018 – mai

Madatopinfo

Archive

EGLISE-ETAT : Le Président Hery Rajaonarimampianina reçoit le nouveau Cardinal malgache Désiré Tsarahazana

  EGLISE-ETAT : Le Président Hery Rajaonarimampianina reçoit le nouveau Cardinal malgache Désiré Tsarahazana

Le nouveau Cardinal malgache, Désiré Tsarahazana, a été reçu par le Président de la République, Hery Rajaonarimampianina, au Palais d’Etat

0 commentaire Lire l'article entier

VONDRONA AFRIKANA SY NY FADINTSERANANA: Nanomana atrikasa hanamoràna ny fifanakalozana

  VONDRONA AFRIKANA SY NY FADINTSERANANA: Nanomana atrikasa hanamoràna ny fifanakalozana

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Alarobia lasa teo tetsy Antaninarenina ny atrikasa mikasika ny drafitra ho fanamoràna ny fifanakalozana ara-traikefa

0 commentaire Lire l'article entier

CENI: Soson-kevitra telo ihany no vahaolana

  CENI: Soson-kevitra telo ihany no vahaolana

Manoloana izao toe-draharaham-pirenena misafotofoto izao, ahiana ny mety tsy hahatontosa ny fifidianana noho ny fandaniam-potoana amin’ny ady jevitra ara-politika. Noho

0 commentaire Lire l'article entier

HETSIKA FAMPIRAISANA KRISTIANA HO AN’NY FIRENENA: Miantso ny olompirenena rehetra hitondra fiovana

  HETSIKA FAMPIRAISANA KRISTIANA HO AN’NY FIRENENA: Miantso ny olompirenena rehetra hitondra fiovana

Noho ny fahatsapana fa marary i Madagasikara, mijaly ny vahoaka ao aminy dia nifoha, nijoro ny kristiana ka nanangany ny

Lire l'article entier

AIR MAURITIUS: Mihena 20% ny tapakila

  AIR MAURITIUS: Mihena 20% ny tapakila

Fahatelony izao no handraisan’ny zotra-piarahamanidina Air Mauritius anjara amin’ny Foire Internationale de Madagascar (FIM). Antony iray handraisan’ity zotra iray anjara

0 commentaire Lire l'article entier

SOCOLAIT: Miara-miasa amin’ny mpiompy miisa

  SOCOLAIT: Miara-miasa amin’ny mpiompy miisa

Notanterahina nanomboka ny Alakamisy 03 May lasa teo teny amin’ny Forello Expo Tanjombato ny Foire Internationale de Madagascar na ny

0 commentaire Lire l'article entier

FAHA-20 TAONAN’NY “CLUB EXPORT REUNION”: Hampiroborobo ny fifandraisan’ireo firenena sy Nosy manodidina

Homarihina amin’ity taona ity ny faha-20 taona ny “Club Export Réunion”. Tafiditra ao anatin’izany taom-pankalazana izany indrindra no hikarakaran’ny “Club

Lire l'article entier

FIM 2018: Niakatraka ho 150 ireo mpandray anjara

  FIM 2018: Niakatraka ho 150 ireo mpandray anjara

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly teny amin’ny Forello Expo Tanjombato ny Foire Internationale de Madagascar na ny FIM, mandritra ny

Lire l'article entier

COMPAGNIE VIDZAR: Mampiseho ireo vokatra fanondrana vaovao mandritra ny FIM

  COMPAGNIE VIDZAR: Mampiseho ireo vokatra fanondrana vaovao mandritra ny FIM

Mandray anjara amin’ny FIM (Foire Internationale de Madagascar) eny amin’ny Forello Tanjombato mandritra ny efatra andro ny Compagnie Vidzar. Ity

Lire l'article entier

Archives

mai 2018
L Ma Me J V S D
« avr   juin »
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
28293031