Madatopinfo – 2018 – avril

Madatopinfo

Archive

FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA : Efa vonona ara-teknika ny CENI

  FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA : Efa vonona ara-teknika ny CENI

Na dia eo aza ny tsy filaminana ara-politika misy eto amintsika ankehitriny, dia mbola mitohy hatrany ny fampandehanan-draharahan’ny Vaomiera mahaleotena

0 commentaire Lire l'article entier

TOLOM-BAHOAKA KIANJA 13 MEY: Mitaky ny hanjakan’ny Demokrasia ny Filohan’ny Tetezamita Andry Rajoelina

  TOLOM-BAHOAKA KIANJA 13 MEY: Mitaky ny hanjakan’ny Demokrasia ny Filohan’ny Tetezamita Andry Rajoelina

“Tsy misy kabary politika fa fiaraha-miory amin’ireo fianakavian’ny mahery fo an’ny tanindrazana ny androany. Mitaky isika mba hanjaka eto Madagasikara

0 commentaire Lire l'article entier

SAVOROVORO POLITIKA. HETSIKA ROHY : Ny fifampiresahan’ny mpiantsehatra rehetra ny lalam-pifidianana no vahaolan’ny mety ho krizy

  SAVOROVORO POLITIKA. HETSIKA ROHY : Ny fifampiresahan’ny mpiantsehatra rehetra ny lalam-pifidianana no vahaolan’ny mety ho krizy

Nohantitraterin’ireo mpikambana ao amin’ny hetsika Rohy fa ny fiverenan’ny lalàm-pifidianana eo amin’ireo mpiantsehatra amin’ny raharaham-pirenena mifandinika indray no hany zotra

0 commentaire Lire l'article entier

RAHARAHAM-PIRENENA: Nanao antso avo ny Filoha Nasionalin’ny Antoko MAEVA, Mamy Nirina Raharimanana

  RAHARAHAM-PIRENENA: Nanao antso avo ny Filoha Nasionalin’ny Antoko MAEVA, Mamy Nirina Raharimanana

Ry olompirenena mpiray tanindrazana! Manoloana ny savorovoro sy toe-draharaha niseho ny Sabotsy lasa teo, miantso ny olompirenena rehetra eto amin’ny

0 commentaire Lire l'article entier

ESPACE DE DIALOGUE ENTRE MEDIAS ET FORCE DE L’ORDRE : Le protocole d’accord entre les journalistes et les FDS sera signé, paru avec le Guide dans quelques mois.

  ESPACE DE DIALOGUE ENTRE MEDIAS ET FORCE DE L’ORDRE  : Le protocole d’accord entre les journalistes et les FDS sera signé, paru avec le Guide dans quelques mois.

Les débats entre les forces de sécurité et les professionnels de Médias, lors des trois ateliers, ont été fructueux. Les

0 commentaire Lire l'article entier

CENI: Tsy tratra ny tanjona 10 tapitrisa

  CENI: Tsy tratra ny tanjona 10 tapitrisa

Nifarana ny 15 Aprily lasa teo ny fanavaozana ny lisim-pifidianana. Tsy tratra ny fanamby 10 tapitrisa napetraky ny vaomieram-pirenena mahaleotena

0 commentaire Lire l'article entier

CNTMAD: Ivon-toeram-pampianarana ambony manenika Distrika 44

  CNTMAD: Ivon-toeram-pampianarana ambony manenika Distrika 44

Fomba iray entina hampandrosoana ny firenena iray ny fahaizan’ny olona ao aminy. CNTMAD (Centre National du Télé-Enseignement de Madagascar) ,

Lire l'article entier

JOURNALISME ET MINISTERE TUTELLE

  JOURNALISME ET MINISTERE TUTELLE

Communiqué de presse émanant du Ministre de la Communication et des Relations avec les Institutions intitulé “Lettre de mise en

0 commentaire Lire l'article entier

MAMY NIRINA RAHARIMANANA: Nahomby ny fitsidihina tany Mahajanga

  MAMY NIRINA RAHARIMANANA: Nahomby ny fitsidihina tany Mahajanga

Nifanakalo hevitra sy nifanerasera nivantana tamin’ireo olom-pirenena nandritra ny telo andro tao Mahajanga ny Filoha Nasionalin’ny Antoko MAEVA (MAdagasikara Endrika

Lire l'article entier

ESPA MORAMANGA: Nahazo fotodrafitrasa vaovao  sy fitaovana marobe

  ESPA MORAMANGA: Nahazo fotodrafitrasa vaovao  sy fitaovana marobe

WebSchool, ivon-toeraa mampiofana mpampivelona ao Moramanga no notokanan’ireo delegasiona mafonja avy amin’ny  Groupama sy ny Orange Solidarité Madagascar tao Moramanga

Lire l'article entier

RAHARAHAM-PIRENENA : «Ity taona 2018 ity no vitaina ny fifidianana ho Filoham-pirenena», hoy ny Filohan’ny Ceni

  RAHARAHAM-PIRENENA : «Ity taona 2018 ity no vitaina ny fifidianana ho Filoham-pirenena», hoy ny Filohan’ny  Ceni

Na mihemotra aza ny famoahana ny lalàna mifehy ny fifidianana, sy miseho ny karazana tsy fitovian-kevitra maro, tsy maintsy atao

0 commentaire Lire l'article entier

KANDIDA AN’NY FIFIDIANANA HO FILOHA 2018 : Ny fandriampahalemana sy ny angovo no laharam-pahamehin’i Dr Jules Etienne

  KANDIDA AN’NY FIFIDIANANA HO FILOHA 2018  : Ny fandriampahalemana sy ny angovo no laharam-pahamehin’i Dr Jules Etienne

Fantatry ny Dokotera Jules Etienne Rolland ny mampiakaikaika ny vahoaka, dia ny tsy fandriam-pahalemana izany. Ny tetika hanafohanana ny ny

0 commentaire Lire l'article entier

ALATSINAIN’NY PAKA ANTSAHAMANITRA : Niakan-tsehatra ny andrarezin’ny vazon’ny Tanàna

  ALATSINAIN’NY PAKA ANTSAHAMANITRA :  Niakan-tsehatra ny andrarezin’ny vazon’ny Tanàna

Tapakevitra tanteraka ny orinasam-pamokarana zavakanto «Manj’art Prod» fa hamerina ny lazan’ny hira sy mozika eto anivon-tany. Raha somary iverenana tokoa

0 commentaire Lire l'article entier

Archives

avril 2018
L Ma Me J V S D
« mar   mai »
 1
2345678
9101112131415
16171819202122
23242526272829
30