Azo ahodina hanamboarana fanafody, ho vokatra fikarakarana endrika amam-bika, hanaovana arina fandrehitra, ho lasa sakafo ny raketa na ny “cactus”.
Actualités en Malgache

Fotoam-bavaka, korana, fialam-boly, varotra asa tanana sy fiaraha-misakafo no nentin’ny fianakaviamben’ny Akany Avoko Ambohidratrimo nanamarihana ny fankalazana ny Jobily faha-55

“Lehilahy”, “Taiza”, “Vola”, “Fiara an-dalambÿ” santionany amin’ireo hira tsy afaka am-bavan’ny maro ahafantarana an’i Henry Ratsimbazafy. 60 taona niakarana an-tsehatra

Nampahafantarin’ny Fikambanana Voahary Salama ny talata 3 Desambra lasa teo tetsy amin’ny Live Hotel Andavamamba nandritra ny valan-dresaka ho an’ny

Teny am-piandohana, vehivavy avokoa ny tao anatin’ny tarika Ziva izay miangaly ny gadon-kira Soft rock. Somary nangiangina ny tarika nandritra

I Tojosoa Mickaella 11 taona sy Ramanantienina Anthonio 12 taona no nandrombaka ny amboara teo amin’ny sokajy zandriny indrindra tamin’ilay
Efa nisokatra nanomboka ny 1 Desambra lasa teo ny fanavaozana ny lisi-pifidianana ary tsy hikatona izany raha tsy ny 18

Ao anatin’ny fankalazana ny 16 andro iadiana amin’ny herisetra isika amin’izao, hafatra voizina mandritra amin’ity taona ity ny hoe: “Lehilahy

Mandritra ny ateloana no hanatanterahana ny hetsika fampahafantarana ny “Pratiques Familiales Essentielles” (PFE) na ireo fihetsika fototra fanaon’ny ankohonana. Nanomboka

Tamin’ny 24 Novambra lasa teo tao amin’ny ISTS Mandrimena no vita ny famaranana tamin’ny fifaninanana “Miss et Mister Île de

Notanterahana omaly teny amin’ny foiben’ny Tahirim-pirenena ho an’ny fiahiana ara-tsosialy (CNaPS) ny fifamindrana andraikitra teo amin’ny Tale jeneraly mpisolo toerana,

Tsy tambo isaina ireo fikambanana na vovonana mijoro eto Madagasikara, maro amin’izy ireo anefa no mbola sahirana amin’ny fanaovana adisisika

Niharan’ny fananafihana nitam-piadiana ny fiaran’ny orinasa iray mpanamboatra sigara ny alin’ny 20 Novambra lasa teo. Araka ny fantatra, avy any

Raha efa nitetitety toerana maro teto Antananarivo nanomboka tamin’ny 29 Oktobra 2019 ny “Road show photo” na fampirantiana an-tsary niarahan’i