Madatopinfo – Divers

Madatopinfo

Divers

ANDRAMASINA : Voky ronono an-tavy ny vahoaka

  ANDRAMASINA  : Voky ronono an-tavy ny vahoaka

Tsy nisy vita ireo fampanantenana rehetra nataon’ny fitondrana izay mijoro ankehitriny ho an’ny Distrikan’Andramasina, raha ny fanadihadiana lalina nataon’ny mpanao

0 commentaire Lire l'article entier

TAONAN’NY HEVITRA SY NY ASA NY 2018 “Famoazana, fitsiriana, fisandratana” ny taona vaovao hoy ny Filoha Hery R.

  TAONAN’NY HEVITRA SY NY ASA NY 2018 “Famoazana, fitsiriana, fisandratana” ny taona vaovao hoy ny Filoha Hery R.

“Famoazana, fitsiriana, fisandratana” ny taona vaovao hoy ny Filoha Hery R. “Enga anie ity taona 2018 ity, ho androm-pamoazana, ho

0 commentaire Lire l'article entier

CENI : 3,06 NY TAHAM-PISORATAN’NY ISAN’NY MPIFIDY ANKAPOBENY

  CENI : 3,06 NY TAHAM-PISORATAN’NY ISAN’NY MPIFIDY ANKAPOBENY

Zon’ny olom-pirenena rehetra ny mifidy ary zava-dehibe ny fisoratana anarana anaty lisim-pifidianana, hifarana vonjimaika ny 31 janoary ho avy izao

0 commentaire Lire l'article entier

FAHASALAM-BAHOAKA: NANOLOTRA FITAOVANA HO AN’NY CHAPA NY USAID/PSI

  FAHASALAM-BAHOAKA: NANOLOTRA FITAOVANA HO AN’NY CHAPA NY USAID/PSI

Tafiditra tanteraka anatin’ny vanim-potoanan’ny fahavaratra isika izao eto Madagasikara, misy ny rivo-doza, miparitaka ny fako ary hatahorana ny fihanaky ny

0 commentaire Lire l'article entier

ZANDARMARIAM-PIRENENA: NAHITANA FITOMBOANA NY EZAKA 2017

  ZANDARMARIAM-PIRENENA: NAHITANA FITOMBOANA NY EZAKA 2017

Tontosa ny Alatsinainy 7 janoary lasa teo ny lanonana fifampiarahabana nahatratra ny taona 2018 teo amin’ny fianakaviam-ben’ny zandarmariam-pirenena tetsy amin’ny

0 commentaire Lire l'article entier

FIMPIOMBY: Miady amin’ny tsy rariny amin’ny endriny rehetra

  FIMPIOMBY: Miady amin’ny tsy rariny amin’ny endriny rehetra

Ahitana vaovao mikasika ny halatr’omby saika isan’andro ireo haino aman-jery. Anisan’ny mbola mahavaivay iny Faritra Bongolava sy Anosy ary Ihorombe

0 commentaire Lire l'article entier

VAOVAOM-PIANGONANA: 2018 hankalazana ny Jobily faha-50 taonan’ny FJKM

  VAOVAOM-PIANGONANA: 2018 hankalazana ny Jobily faha-50 taonan’ny FJKM

“Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika…”. 50 taona ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara amin’ity taona 2018 ity sady,

0 commentaire Lire l'article entier

PREMIÈRE LIGNE: Hiavaka ny fikarakarana ny hetsika amin’ity taona ity

  PREMIÈRE LIGNE: Hiavaka ny fikarakarana ny hetsika amin’ity taona ity

Tsy zoviana amon’ny maro intsony ny hetsika karakarain’ny Première Ligne amin’izao fotoana izao. Mivoatra manaraka ny toetr’andro hatrany izany isan-taona.

0 commentaire Lire l'article entier

MITOMBO ROA NY IVO TOERAM-PAMOKARANA HERINARATRA ETO ANTANANARIVO Notokanana ny zoma 12 janoary lasa teo tetsy Ambohimanambola ny tombim-pamokarana herinaratra vaovao Jovena eto Antananarivo. Maro ny manam-pahefana tonga nanome voninahitra ny lanonana izay notarihin’ny Filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina sy ny Praiministra Mahafaly Solonandrasana Olivier ary ireo mpikambana ao anatin’ny Governemanta. Tsy mitsahatra ny manolotra kalitao avo lenta sy manamora ny andavanandron’ny mponina ny orinasa Jovena, ao anatin’ny vondrona Axian. Vao tsy ampy telo volana izay no nitokanana ny tobin-tsolika Jovena Ankona, fotodrafitrasa goavana ary manaraka ny fenitra iraisam-pirenena. Amin’izao fotoana izao, misokatra ho an’ny mponin’Antananarivo ny Noor 1 sy Noor 2, manana tanjaka hatramin’ny 48MW sy 28 MW. Nanomboka ny taona 2015 ity tetik’asa ity ary manam-pahaizana manokana miisa 450 no niara-nanatontosa izany. “Hitondra taratra sy hazavana eto Antananarivo sy eto Madagasikara ity dingana lehibe vaovao natsangan’ny orinasa tsy miankina Jovena ity, ary tsy maintsy mitondra ny fampandrosoana ny angovo isika”, hoy ny Filoham-pirenana tamin’ny lahateniny. 76MW ho enti-mampivelatra ny tontolo ara-toe-karenan’i Madagasikara sy hanatsarana ny tambazotran’ny herinaratra ho an’ny Malagasy. “Nandritra ny 150 taona, tsy nitsahatra ny nanatontosa tetik’asa hampandrosoana an’i Madagascar izahay ary hanatsara hatrany ny andavanandron’ny mponina amin’ny alalan’ny fiaraha-miasa amin’ireo mpiara-miombon’antoka”, araka ny nambaran’ny Tale Jeneralin’ny vondrona Axian, Hassanein Hiridjee. Voavaly sahady ny hetahetan’ny vahoaka ny amin’ny fahatapan-jiro lava misy eto Antananarivo amin’ny fisian’ity Noor 1 sy Noor 2 etsy Ambohimanambola ity ary mbola ho maro ny foto-drafitrasa hokasain’ny vondrona Axian sy ny Jovena hatsangana manerana ny Nosy. Mickah RAHARISOA

0 commentaire Lire l'article entier

FITATERANA

  FITATERANA

   FITATERANA: Nisesisesy ny lozam-pifamoivoizana teny amin’ireo làlam-pirenena teto Madagasikara Voa nanomboka ny taona dia namoa-doza ny fiarakodia “Mercedès-Benz Sprinter”

0 commentaire Lire l'article entier

INSTITUT FRANÇAIS DE MADAGASCAR (IFM)

  INSTITUT FRANÇAIS DE MADAGASCAR (IFM)

INSTITUT FRANÇAIS DE MADAGASCAR (IFM) : Miaina ireo kolontsaina! Noho izao tonon-taona vaovao 2017 izao, dia tsy nisalasala ny Institut

0 commentaire Lire l'article entier

VAOVAON’NY KAOMININA IVATO

  VAOVAON’NY KAOMININA IVATO

  VAOVAON’NY KAOMININA IVATO KAOMININA  SY NY FIANGONANA ADVANTISTA IVATO : Samy vonona ho amin’ny fiaraha-miasa matotra sy maharitra. “Zava-dehibe

0 commentaire Lire l'article entier

FANISANA ANDRO

  FANISANA ANDRO

FANISANA ANDRO:  Tsy hisy ny andro tsy hiasàna nefa handraisan-karama amin’ity 2017 ity raha tsy hisy fifidianana. 14 andro no

0 commentaire Lire l'article entier

FAHA-50 TAONAN’NY VATIKANA SY NY FANJAKANA MALAGASY

  FAHA-50 TAONAN’NY VATIKANA SY NY FANJAKANA MALAGASY

FAHA-50 TAONAN’NY VATIKANA SY NY FANJAKANA MALAGASY Sorona Masina fankalazana :  29 Janoary 2017 eo Mahamasina  Lamesa eny Mahamasina no

0 commentaire Lire l'article entier

Archives

janvier 2018
L Ma Me J V S D
« jan    
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
293031