Madatopinfo – Madatopinfo

Madatopinfo

Messages de Madatopinfo

BAREA AN’I MADAGASIKARA: Mila ny fanohanan’ny Malagasy rehetra tsy an-kanavaka

  BAREA AN’I MADAGASIKARA: Mila ny fanohanan’ny Malagasy rehetra tsy an-kanavaka

Sambany teo amin’ny tantaram-piainan’ny baolina kitra Malagasy ny fandraisan’ny Barea Madagasikara anjara amin’ny Fiadiana ny tompon-dakan’i Afrika (CAN 2019) izay

Lire l'article entier

TOKY NOMENA: Harahi-maso avokoa ireo kandida rehetra na nanao sonia na tsia

  TOKY NOMENA: Harahi-maso avokoa ireo kandida rehetra na nanao sonia na tsia

Efa nisy tamin’ny fifidianana Filoham-pirenena farany teo ny Toky Nomena izay napetraka ny fihetsika mendrika na fenitra tokony aseho izay

Lire l'article entier

CENTRE D’APPEL: Tetik’ady apetraky ny SAFIDY hanaraha-maso tsy tapaka ny fifidianna

  CENTRE D’APPEL: Tetik’ady apetraky ny SAFIDY hanaraha-maso tsy tapaka ny fifidianna

Singa iray manan-danja amin’ny fomba fanaraha-maso ny fifidianana ny antom-pisian’ny Ivotoeram-piantsoana na ny “Centre d’appel” eo anivon’ny SAFIDY. Raha ny

Lire l'article entier

SIF: “Laharampahamehana ny fampiharana ny lalàna ho an’ny fananan-tany”

  SIF: “Laharampahamehana ny fampiharana ny lalàna ho an’ny fananan-tany”

Efa maro ny hetsika sy tolo-kevitra mikasika ny fiarovana ny Malagasy amin’ny resaka fananan-tany nandraisan’ny Sehatra Iombonana hoan’ny Fananan-tany na

Lire l'article entier

FANOMEZAN-DANJA NY ZO ARA-PANANAHANA: Hifanome tànana ny mpitondra Fanjakana sy ny Fiarahamonim-pirenena

  FANOMEZAN-DANJA NY ZO ARA-PANANAHANA: Hifanome tànana ny mpitondra Fanjakana sy ny Fiarahamonim-pirenena

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny Paon d’or Antanetibe Ivato omaly alatsinainy 20 Mai maraina ny fikaonan-doha mikasika ny fisorohana

Lire l'article entier

FANAPARIAHAM-PAHEFANA TENA IZY: Teboka iray takian’ny Firaisamonim-pirenena amin’ireo Depiote ho lany

  FANAPARIAHAM-PAHEFANA TENA IZY: Teboka iray takian’ny Firaisamonim-pirenena amin’ireo Depiote ho lany

Afaka andro vitsivitsy dia higadona ny fifidianana Solombavambahoaka ka ny 151 amin’ireo kandida 810 ihany no tafiditra ao anatin’ny Antenimierampirenena

Lire l'article entier

LAHARANA MAITSO: Paik’ady apetraky ny FANDIO anaraha-maso ny fifidianana Solombavambahoaka

  LAHARANA MAITSO: Paik’ady apetraky ny FANDIO anaraha-maso ny fifidianana Solombavambahoaka

032 32 032 32 na 033 65 023 33 na ihany koa 034 30 810 20 ireo laharana maitso numéros

Lire l'article entier

Fikambanana PNOSCM: Miandrandra ny fanomezan-danja ny zon’olombelona amin’ireo Depiote ho lany

  Fikambanana PNOSCM: Miandrandra ny fanomezan-danja ny zon’olombelona amin’ireo Depiote ho lany

Ny PNOSCM (Plate-Forme National des Organisations de la Société Civile de Madagascar) dia niorina tamin’ny taona 2005 izay ahitana Fikambanana

Lire l'article entier

MAKE THE VOICE MADAGASCAR: 40 tapitrisa ariary ny lokan’ny voalohany

  MAKE THE VOICE MADAGASCAR: 40 tapitrisa ariary ny lokan’ny voalohany

Isan’ny mbola olan’ny tanora Malagasy amin’izao fotoana izao ny tsy fananan’asa rehefa vita ny fianarana. Manoloana izany indrindra no nisian’ny

Lire l'article entier

FIRAISAMONIM-PIRENENA: Manana andraikitra lehibe amin’ny fanaraha-maso ny fifidianana izy ireo

  FIRAISAMONIM-PIRENENA: Manana andraikitra lehibe amin’ny fanaraha-maso ny fifidianana izy ireo

Zava-dehibe ny fanaraha-maso ny fifidianana, ahafahana manao tombana: ny lesoka miala arenina na ihany koa ny fanatsarana mila tohizana. Anisan’ny

Lire l'article entier

IVOTOERANA SAFIDY: “Andeha hiara-hientana hiaro ny safidintsika”

  IVOTOERANA SAFIDY: “Andeha hiara-hientana hiaro ny safidintsika”

Sampana Anaraha-maso ny Fifidianana, Ivon’ny Demokrasia Ifarimbonana na SAFIDY dia Fikambanana 10 no nanangana azy teny am-piandohana ary nanomboka niara-niasa

Lire l'article entier

NY TSARA HO FANTATRA MIKASIKA NY ATAO HOE SOLOMBAVAMBAHOAKA SY NY ASANY

  NY TSARA HO FANTATRA MIKASIKA NY ATAO HOE SOLOMBAVAMBAHOAKA SY NY ASANY

Ny Antenimierampirenena no anisan’ny Andrim-panjakana manao lalàna. Izy no miantoka ny maha-demokrasia ny firenena iray amin’ny fizarana sy fifandanjan’ny fahefana

Lire l'article entier

HERINANDRON’NY FIANAKAVIANA SAMBATRA: Hiavaka ny fanamarihana izany ho an’ny Sampana Antananarivo

  HERINANDRON’NY FIANAKAVIANA SAMBATRA: Hiavaka ny fanamarihana izany ho an’ny Sampana Antananarivo

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny alatsinainy 13 Mai lasa teo ny fanamarihana ny herinandron’ny Fianakaviana Sambatra (FISA), ary hitohy hatramin’ny

Lire l'article entier

TANORA MPIANATRY NY ESTIIM': Niditra tamin’ny Café-thé-matique andiany fahadimy

  TANORA MPIANATRY NY ESTIIM': Niditra tamin’ny Café-thé-matique andiany fahadimy

Ao anatin’ny vanim-potoanan’ny fanatontoloana isika ankehitriny ary tsikaritra fa efa miroborobo hatrany ny tanora no tafiditra anatin’ny tontolo fikirakirana informatique.

Lire l'article entier

Archives

mai 2019
L Ma Me J V S D
« avr    
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
2728293031