Madatopinfo

 Flash Info

Archive

FANISANA NY MPIFIDY: Olompirenena 5.071.688 no voasoratra anarana hatramin’ny 28 Novambra

    FANISANA NY MPIFIDY: Olompirenena 5.071.688 no voasoratra anarana hatramin’ny 28 Novambra

Hatramin’ny nanombohan’ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy tamin’ny 01 Oktobra lasa teo, 5.071.688 amin’ny 13.593.006 izay manome salan’isa 37,31 isan-jato no mpifidy voasoratra anarana hatreto araka ny antontan’isa nampahafantarina

Lire l'article

RANDRANA SENDIKALY : Nihamafy ny hetsika fitakiana ny ady amin’ny herisetra eny anivon’ny toeram-piasana

    RANDRANA SENDIKALY : Nihamafy ny hetsika fitakiana ny ady amin’ny herisetra eny anivon’ny toeram-piasana

Diabe niainga eto Ankadimbahoaka, nizotra nankany amin’ny Fansan-karana ary nifarana teny Anosy ny hetsika nanamarihan’ny Randrana sendikaly ny Andro iraisampirenena ho an’ny ady amin’ny herisetra eny anivon’ny toeram-piasana ny zoma

Lire l'article

HAKANTO COTEMPORARY : Hitohy hatramin’ny faran’ny volana Martsa 2023 ny fampirantiana « Revue noire »

    HAKANTO COTEMPORARY : Hitohy hatramin’ny faran’ny volana Martsa 2023 ny fampirantiana « Revue noire »

« Esprit revue noire une collection fondatrice » io no lohahevitra mandritra ny fampirantiana izay tanterahana etsy amin’ny Hakanto Cotemporary, Alhambra Ankadimbahoaka. Nanomboka tamin’ny fomba ofisialy ny tolakandron’ny sabotsy 26

Lire l'article

ONG COEUR EQUITABLE: Nanolotra herinandro ho an’ny fitsaboana ny areti-po teny Soanierana

    ONG COEUR EQUITABLE: Nanolotra herinandro ho an’ny fitsaboana ny areti-po teny Soanierana

Araka ny vokatry ny fanadihadiana voaray, nandritra ny 25 taona (1992-2016) tao amin’ny Hopitaly Joseph Raseta Befelatanana dia mahatratra 6 872 ny olona matin’ny areti-po. Singa iray mahatonga ny fiakaran’io tarehimarika

Lire l'article

ECPAT FRANCE MADAGASCAR : Faritra 6 manerana ny Nosy no hisitraka ny « tetikasa MIRA »

    ECPAT FRANCE MADAGASCAR : Faritra 6 manerana ny Nosy no hisitraka ny « tetikasa MIRA »

Ny fahantrana, ny faharefon’ny fampiharana lalàna, ny lafiny ara-pahasalamana : ireo no isan’ny mahatonga ny vehivavy na ny ankizivavy iharan’ny herisetra

Lire l'article

VISA AKORY: Maimaim-poana ny fanokafana ny kaonty ho an’ny mpanjifan’ny Orange Money

    VISA AKORY: Maimaim-poana ny fanokafana ny kaonty ho an’ny mpanjifan’ny Orange Money

Ho afa-pahasahiranana ireo mpanjifan’ny Orange Money mpikirakira fiantsenana « en ligne » noho ny fisian’ny Visa Akory izay mifandray amin’ny laharana finday

Lire l'article

SOS VILLAGES D’ENFANTS: Manao antso avo amin’ny fampiharana ny Lalàna momba ny zon’ny ankizy

    SOS VILLAGES D’ENFANTS: Manao antso avo amin’ny fampiharana ny Lalàna momba ny zon’ny ankizy

Homarihana ny alahady 20 Novambra ny fankalazana ny faha-31 taona nankatoavan’i Madagasikara ny Lalàna iraisampirenena momba ny zon’ny ankizy na

Lire l'article
novembre 2022
L M M J V S D
 123456
78910111213
14151617181920
21222324252627
282930