Madatopinfo

 Flash Info
  • MVOLA SY VOILADOC : Miara-miasa ho fisitrahan’ny malagasy tolotra ara-pahasalamana azo antoka Isan’ny zo fototry ny olona tsirairay ny fahasalamana, noho ny tsy fahampiana sy ny halaviran’ny toeram-pitsaboana amin’ny toerana sasany anefa dia maro ny olona indrindra any ambanivohitra no tsy misitraka...
  • FIKAMBANAM-PIANTOHANA M.A.MA: Mitohy ny fampiroboroboana ny taranja ara-panatanjahantena Tanjon’ny orinasa Malagasy M.A.MA (Mutuelle d’Assurance MAlagasy) ny hametrahana fitokisana eo amin’ny samy mpikambana tsirairay ao anatin’ny Fikambanam-piantohana ho amin’ny fitantanana mahomby. Tafiditra ao anatin’izany ny fanomezan-danja ny fanatanjahantena, raha...
  • HETSIKA MOMBA NY FITATERANA : « Nahomby ny SITLM andiany fahatelo », hoy ny mpikarakara Mitàna anjara toerana goavana amin’ny fampandrosoana ny toekarena eto Madagasikara ny sehatry ny fitaterana amin’ny alalan’ny fivezivezena na anatiny na mankany ivelany indrindra amin’ny fanondranana entana vokarina eto an-toerana. Andro...
  • PUBLI-reportage UNIVERSITY TECHNOLOGY DTS.LICENCE.MASTER I.MASTER II 038.38.138.38/037.02.037.02/033.33.633.77 Mention : Communication – Gestion. Diplômes agréés, habilités avec la FOP Cours en classe, en ligne, regroupement na mampianatena amin’ny boky Technology and sciences...
  • UNIVERSITY TECHNOLOGY 038.38.138.38 UNIVERSITY TECHNOLOGY DTS.LICENCE.MASTER I.MASTER II MENTION:COMMUNICATION.GESTION Hanohy fianarana ambony, hampiakatra karama sy toerana : reclassement.Cours en classe, en ligne, regroupement, mampianatena @ boky. Diplômes agréés, habilités avec la FOP Technology...

Archive

GFEM: Faritra 4 no hisitraka ny tetikasa tohanan’ny CIR

    GFEM: Faritra 4 no hisitraka ny tetikasa tohanan’ny CIR

Isan’ny fanoitra amin’ny fampandrosoana ny firenena ny fandraharahana..Efa manomboka mahazo vahana sy mivelatra ny vehivavy malagasy eo amin’io sehatra io. Na izany aza, mila tosika sy ezaka hatrany izany ka

Lire l'article

FISHERIES TRANSPARENCY INITIATIVE : Informations pour la transparence de la pêche marine et le développement durable Madagascar

    FISHERIES TRANSPARENCY INITIATIVE : Informations pour la transparence de la pêche marine et le développement durable Madagascar

Septembre 2021. Telle est la date de l’engagement de Madagascar à mettre en œuvre cette initiative pour la transparence des pêches, afin d’augmenter l’accessibilité, la qualité et la crédibilité des

Lire l'article

HAKANTO COTEMPORARY ANKADIMBAHOAKA : Tanora 4 mianadahy no hampiranty ny sanganasany mandritra ny 2 volana

    HAKANTO COTEMPORARY ANKADIMBAHOAKA : Tanora 4 mianadahy no hampiranty ny sanganasany mandritra ny 2 volana

 » Ilay tanana vaovao « , io no lohahevitra nosafidiana mandritra ny fampirantiana sary izay tanterahana etsy amin’ny Hakanto Cotemporary, Alhambra Ankadimbahoaka manomboka ny amin’ny fomba ofisialy ny tolakandron’ny sabotsy 3 septambra, ary

Lire l'article

FIKAMBANANA MEALSESPOIRS : Ankizin’Anosibe manodidina ny 500 isan’andro no hisitraka tohana ara-tsakafo

    FIKAMBANANA MEALSESPOIRS : Ankizin’Anosibe manodidina ny 500 isan’andro no hisitraka tohana ara-tsakafo

Fokontany iray anatin’ny Boriborintany faha efatra no misy ny Fokontany Anosibe Ivolairay ary ahitana vakimparitra miisa 5 mandrafitra azy. Manodidina ny 10.000 ny mponina ao aminy ka ny 50 isan-jaton’ireo

Lire l'article
septembre 2022
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
2627282930