Madatopinfo

 Flash Info

Archive

SALON DE L’AUTO 2022 : Hotanterahana eny amin’ny CCI Ivato ny andiany faha-13

    SALON DE L’AUTO 2022 : Hotanterahana eny amin’ny CCI Ivato ny andiany faha-13

Nampahafantarina tamin’ny alalan’ny valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety izay natrehan’ny Ministry ny Fitaterana, Rolland Ranjatoelina ny zoma lasa teo teny Ambodivona ny hetsika goavana izay karakarain’ny GCMA na Groupement des

Lire l'article

RECOMPENSE AMBATOVY : 80 employés ont raflé des médailles de travail

    RECOMPENSE AMBATOVY : 80 employés ont raflé des médailles de travail

Les ressources humaines d’abord. Tel est le leitmotiv des usines de rythme anglophone, à l’instar d’Ambatovy, à la différence des autres entreprises qui se soucient des ressources techniques, matérielles, de

Lire l'article

AMBATOVY MORAMANGA. FAMERENANA NY ALA VOAJANAHARY : Mananika ny 60 ha ny velaran-tany voatrandraka voavoly hazo

    AMBATOVY MORAMANGA. FAMERENANA NY ALA VOAJANAHARY : Mananika ny 60 ha ny velaran-tany voatrandraka voavoly hazo

Mitombo hatrany ny hafainganam-pandehan’ny fandrakofana ala ireo toerana voatrandraka ao amin’ny faritra fitrandrahana Nickel sy Cobalt Moramanga, raha ny fanambaran’ireo mpiantsehatra amin’ny tontolo iainana eo anivon’ny orinasa Ambatovy. Nandritra ny

Lire l'article

TAOLAGNARO: Nohavaozina ny ivon-toerana American Corner

    TAOLAGNARO:  Nohavaozina ny ivon-toerana American Corner

Notokanan’ny Ambasadaoro Amerikana Claire Pierangelo, ny Governoran’ny Faritra Anosy Jocelyn Raharimbola sy ny Lefitra Voalohan’ny Ben’ny tanànan’i Taolagnaro Livera Bevazaha, ary ny Tompon’andraikitra misahana sosialy ao amin’ny QMM Martino, Solomampionona

Lire l'article
août 2022
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
293031