Manoloana ny fidangan’ny vidim-piainana eto Madagasikara amin’izao fotoana izao, nanao fanambarana teny Ambodivona ny eo anivon’ny Federasiona miaro ny zon’ny zon’ny mpanjifa izay hivondronan’ny fikambanana miisa enina (FOMZM, FIMPAMA, PMH, SCAE-PC,