Tsy mbola nisy vahaolana mahafa-po momba ny fitakiana ny famoahana ny lalàna mikasika ny fizakan-tenan’ireo oniversite, toeram-pampianarana ambony sy ireo foibem-pikarohana nasionaly, manoloana izany nanapa-kevitra ny SECES Sampana Antananarivo fa
Archive
Mifameno ny haino aman-jery nentindrazana sy ny an-tranokalam-pifandraisana amin’ny fanapariahana vaovao izay samy mitaky fahalalahana haneho hevitra hatrany. Ny asa fanaovangazety eo ambany vahoan’ny haitao arakajy mirindra. Io no lohahevitra
Laharana voalohany ! Io no kalitaon’ny cobalt sy nickel Malagasy izay vokarin’ny orinasa mpitrandraka harena ankibon’ny tany Ambatovy, eo anivon’ny iraisam-pirenena. Raha ny loharanom-baovao marim-pototra, anisan’ny laharana voalohany ka betsaka
« Raha ny oloko izay nantsoina amin’ny anarako ho avy hanetry tena ka hivavaka sy hitady ny tavako ary hiala amin’ny
« ANMCC, dimy taona niarovana ny mpamokatra malagasy ». Feno 5 taona katroka amin’ity taona 2022 ity ny nijoroan’ny Fahefam-pirenena miandraikitra ny
“Latsaka an-katerena ny firenena indrindra eo amin’ny lafiny fitantanana ny raharaham-panjakana”, hoy ny Fédération des Syndicats des Grands Corps de