Madatopinfo

 Flash Info

Archive

FOIBE FAMPIVOARANA NY TOVOVAVY: «Ampy fahaizana fa kely vola ireo mpiofana»

    FOIBE FAMPIVOARANA NY TOVOVAVY: «Ampy fahaizana fa kely vola ireo mpiofana»

Raitra ! Io no fahitan’ireo mpitsidika ny varotra fampirantiana ireo tao-zavatra vitan’ireo mpiofana tovovavy amin’ny ivon-toerana tsy miankina. Saingy nilaza ireo tomponandraikitra fa tsy afaka miasa tena ireo nahavita fianarana

Lire l'article

TETIKASA FY VARY: Hampiroborobo ny teknika fambolem-bary eto Madagasikara

    TETIKASA FY VARY: Hampiroborobo ny teknika fambolem-bary eto Madagasikara

Isan’ny olana sedrain’ny tantsaha matetika ny tsy fahampian’ny fahefa-mividy ireo karazan-jezika ampiasaina amin’ny fambolem-bary ka mahatonga tsy fahampian’ny vokatra. Vahaolana entin’ny fanjakana Malagasy amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana

Lire l'article
octobre 2021
L M M J V S D
 123
45678910
11121314151617
18192021222324
25262728293031