Madatopinfo

 Flash Info

Archive

Midangana tanteraka ny vidim-piainana, tsy voasarona fety aman-danonana intsony

    Midangana tanteraka ny vidim-piainana, tsy voasarona fety aman-danonana intsony

Misoko mangina ny vidim-piainana. Samy mahatsapa ny isan-tokantrano fa vao volana Novambra, efa mihopampana ny vidin’ny vary. Ny sakafo sy ny kojakoja andavanandro efa tsy lazaina intsony. Ny olompirenena anefa

Lire l'article

MIAMI TOAMASINA

    MIAMI TOAMASINA

Manomboka ny fanatanterahana ny tetikasa Miami, izay hanova endrika tanteraka ny morondranomasin’i Toamasina ka hanintona sy hampiroborobo ny fizahantany ary hampiakatra ny toe-karena. Ho vita ihany koa ny Boulevard Ratsimilaho,

Lire l'article

ZICODE NOMCEBO TENY AMIN’NY ANKAMASOA : Nodihizin-dry Mopera Pedro mianakavy ny « dance de Jerusalem »

    ZICODE NOMCEBO TENY AMIN’NY ANKAMASOA : Nodihizin-dry Mopera Pedro mianakavy ny « dance de Jerusalem »

Tsy sanatria « mpisikidy mila voatsiary akory ka ny malemy indray no ampadihizina », araka ny fomba fiteny Malagasy. Dibo-kafaliana tanteraka ireo sembana nanatanteraka ny « Dance de Jerusalem » teny Andralanitra, ny Alakamisy

Lire l'article
novembre 2020
L M M J V S D
 1
2345678
9101112131415
16171819202122
23242526272829
30