Madatopinfo

 Flash Info

Archive

FIFIDIANANA LOHOLONA: Vonona hanefa ny adidiny ny fikambanana AJMA

    FIFIDIANANA LOHOLONA: Vonona hanefa ny adidiny ny fikambanana AJMA

« Isika rehetra miara-mandroso », io no teny filamatry ny AJMA na Association des Jeunes Maires Analamanga. Fikambanana izay ivondronan’ireo Ben’ny Tanàna sy Mpanolontsaina Kaominaly miisa 100 mahery amin’ireo 140 eto amin’ny

Lire l'article

CARLO ACUTIS : Avec son âme, le corps de cet italien retrouvé incorruptible sera béatifié

    CARLO ACUTIS  : Avec son âme, le corps de cet italien  retrouvé incorruptible sera béatifié

L ‘ Acutis sera béatifié à la basilique papale de St. Le cardinal Giovanni Angelo Becciu, préfet de la congrégation pour les causes des saints, sera le président Francis d’Assise

Lire l'article

TETIKASA PMI MEASURE MALARIA: Vola 1,5 tapitrisa dolara no omen’ny governemanta amerikana amin’ity taona ity

    TETIKASA PMI MEASURE MALARIA: Vola 1,5 tapitrisa dolara no omen’ny governemanta amerikana amin’ity taona ity

Natomboky ny governemanta amerikana amin’ny fomba ofisialy, amin’ny alàlan’ny Sampandraharaha amerikana misahana ny fampandrosoana iraisam-pirenena (USAID) sy ny Tetikasan’ny filoham-pirenena miady amin’ny tazomoka (PMI), miaraka amin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka (MinSanP), ny

Lire l'article

CARTE VISA MVOLA: Azo jifaina amin’ny sarany 20.000 ariary eny amin’ny Telma Shop rehetra

    CARTE VISA MVOLA: Azo jifaina amin’ny sarany 20.000 ariary eny amin’ny Telma Shop rehetra

Tolotra vaovaoben’ny Mvola miaraka amin’ny banky BNI Madagascar ny Carte VISA Mvola. Carte internationale, tsy misy engagement, tsy mila manana kaonty any amin’ny banky, tsy misy vola aloa isam-bolana izany.

Lire l'article

FANDAHARAN’ASA MIAHY JOVENA: Ny Akany Iarivo Mivoy no nisantarana ny « clinique mobile »

    FANDAHARAN’ASA MIAHY JOVENA: Ny Akany Iarivo Mivoy no nisantarana ny « clinique mobile »

Ilaina ny fandrindrana ny fiterahana hisorohana ny vohoka aloha loatra ho an’ny tanora sy hampihena ny taham-pahafatesan’ny reny sy ny

Lire l'article

CARTE VISA MVOLA: Hanamora ny fifanakalozana ara-bola eto an-toerana sy iraisampirenena

    CARTE VISA MVOLA: Hanamora ny fifanakalozana ara-bola eto an-toerana sy iraisampirenena

Manaiky an’i Mvola izao tontolo izao. Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy ny zoma 2 Oktobra lasa teo ilay zava-baovao entin’ny Mvola,

Lire l'article

« DIAVOLAN-KO LAVA 2020 »: Any Ambila Lemaitso no hanatanterahana ny andiany voalohany

    « DIAVOLAN-KO LAVA 2020 »: Any Ambila Lemaitso no hanatanterahana ny andiany voalohany

Aman-taonany maro izay no tsy nisian’ny hetsika goavana tany amin’iny tananan’Ambila Lemaitso iny. Amin’ity volana Oktobra ity dia hamelona ny

Lire l'article

FIKAMBANANA CBM: Hanamafy ny fanohanana ny olona manana fahasembanana ato anatin’ny 5 taona ho avy

    FIKAMBANANA CBM: Hanamafy ny fanohanana ny olona manana fahasembanana ato anatin’ny 5 taona ho avy

Manodidina ny 40 taona izao no nisian’ny fikambanana iraisampirenena CBM (Oraganisation internationale chrétienne Christoffel Blindenmission) teto Madagasikara. Nandritra izay, tsy

Lire l'article
octobre 2020
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
262728293031