Madatopinfo

 Flash Info

Archive

KOPAKELATRA: Hanolotra famatsiana mitentina 20.000.000 ariary ho an’ny tetikasa mendrika indrindra

    KOPAKELATRA: Hanolotra famatsiana mitentina 20.000.000 ariary ho an’ny tetikasa mendrika indrindra

Tetikasa sosialy miisa 48 no nandray anjara tamin’ny fifaninana mamorona tetikasa izay nokarakarain’ny « Kopakelatra ». Ankehitriny, roa amin’izy ireo izy ireo ihany no tafiakatra amin’ny dingana famaranana. Nampahafantarina tamin’ny alalan’ny valan-dresaka

Lire l'article
août 2020
L M M J V S D
 12
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930
31