Madatopinfo

 Flash Info

Archive

OZININA STAR ANTSIRABE: Efa miverina amin’ny laoniny ny asa famokarana

    OZININA STAR ANTSIRABE: Efa miverina amin’ny laoniny ny asa famokarana

Isan’ireo ozinina mpamokatra zava-pisotro Star voakasiky ny fiatoana vonjimaika ny tao Antsirabe iray volana lasa izay, noho ny olana ateraky ny valanaretina Coronavirus eto amintsika. Na dia izany aza, tsy

Lire l'article

CSB II ANDOHARANOFOTSY: Mpiasa miisa 20 nahazo fitaovana fiarovana amin’ny Covid-19

    CSB II ANDOHARANOFOTSY: Mpiasa miisa 20 nahazo fitaovana fiarovana amin’ny Covid-19

Azo lazaina ho lohalaharana amin’ny ady amin’ny fihanaky ny valan’aretina Coronavirus ny mpiasan’ny fahasalamana noho izy ireo mifandray, mifanerasera ary mikarakara mivantana ireo mararin’izany areti-mandoza izany eny amin’ireny ivon-toeram-pitsaboana isan-karazany

Lire l'article
août 2020
L M M J V S D
 12
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930
31