Madatopinfo

 Flash Info

Archive

TSENA ANDRAVOAHANGY : Lasa nivarotra ravintsara sy sakafo ireo very asa sy ny mpivaro-damba

    TSENA ANDRAVOAHANGY : Lasa nivarotra ravintsara sy sakafo ireo very asa sy ny mpivaro-damba

« Tsy vitsy amin’ireo mpivaro-damba tonta sy vao ary ny very asa no nivadika nivarotra sakafo na ravintsara sy kininimpotsy, indrindra amin’izao fihobohana izao. » Hoy i Jean Richard Rakotomalala, lehiben’ny tsena

Lire l'article

FARITRA AMORON’I MANIA: Hohamafisina ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo

    FARITRA AMORON’I MANIA: Hohamafisina ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo

Tontosa tamin’ny alalan’ny « visioconférence » na ampitain-davitra ny alakamisy 9 Jolay lasa teo ny fifanaovan-tsonia fifanararaham-piaraha-miasa teo amin’ny Ministry ny Fambolena sy ny Fiompiana ary ny Jono, Lucien Ranarivelo sy ny

Lire l'article

ORINASA STAR: Jifaina amin’ny vidiny tokana 3.000 ariary manerana ny Nosy ny THB 65cl

    ORINASA STAR: Jifaina amin’ny vidiny tokana 3.000 ariary manerana ny Nosy ny THB 65cl

Taorian’ny fandanian’ny teo anivon’ny Antenimieram-pirenena ny fanitsiana ny hetra ho an’ny labiera dia tsy niandry ela fa nampidina avy hatrany ny vidin’ny zava-pisotro « THB » amin’ny tavoahangy 65cl ho 3.000 ariary

Lire l'article

ORINASA JIRAMA: Hametraka lamina matipaika hanamafisana sy hanatsarana ny fomba fiasa

    ORINASA JIRAMA: Hametraka lamina matipaika hanamafisana sy hanatsarana ny fomba fiasa

Nanatanteraka valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety ny tompon’andraikitra teo anivon’ny JIRAMA ny zoma 3 Jolay izay notanterahana teny amin’ny foibeny Ambohijatovo ambony mikasika ny olana faktiora nampimenomenona sy nampisavorovoro ny

Lire l'article

TELMA MADAGASCAR : Efa tonga eto amintsika ny tambazotra 5G

    TELMA MADAGASCAR : Efa tonga eto amintsika ny tambazotra 5G

Tsy mitsahatra ny mivoatra hatrany vokatra sy ny tolotra omen’ny Telma Madagascar ho an’ny mpanjifa hatramin’izay taona maro nijoroany izay.

Lire l'article

ANTANANARIVO-TOAMASINA-MORAMANGA: Olona 600.000 no hisitraka ny « Avotr’aina » ao anatin’ny telo volana

    ANTANANARIVO-TOAMASINA-MORAMANGA: Olona 600.000 no hisitraka ny « Avotr’aina » ao anatin’ny telo volana

Notanterahana ny talata 30 Jona teny amin’ny Parvis Analakely ny fampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny hetsika « Avotr’aina » izay miompana indrindra

Lire l'article

VOLANA JONA 2020: Nanamarika ny iray volan’ny ankizy isika eto Madagasikara

    VOLANA JONA 2020: Nanamarika ny iray volan’ny ankizy isika eto Madagasikara

« Ankizy misitraka ny zony, antoky ny ho avy mamiratry ny Firenena », io no lohahevitra noentina tamin’ity iray volan’ny ankizy nandritra

Lire l'article
juillet 2020
L M M J V S D
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
2728293031