Madatopinfo

 Flash Info

Archive

FARITRA ANALAMANGA: Mitohy mandritra ny 15 andro manaraka ny fihibohana

    FARITRA ANALAMANGA: Mitohy mandritra ny 15 andro manaraka ny fihibohana

Miditra ao anatin’ny fahamehana ara-pahasalamana andiany faha-10 ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara amin’izao fotoana izao. Maro ny teboka notsindrian’ny Praiministra Ntsay Christian nandritra ny tafa nataony tamin’ny vahoaka Malagasy omaly alina

Lire l'article

MPIASAN’NY CUA: Nahazo fitaovam-pitiliana mitentina 43.000.000 ariary avy amin’ny Star

    MPIASAN’NY CUA: Nahazo fitaovam-pitiliana mitentina 43.000.000 ariary avy amin’ny Star

Ao anatin’ny ady goavana amin’ny fihanaky ny valan’aretina Covid-19 isika eto Madagasikara ankehitriny. Tsikaritra nandritra ny herinandro maromaro nisesy izay mantsy fa ny Faritra Analamanga no lasa ivon’ity areti-mandoza ity

Lire l'article
juillet 2020
L M M J V S D
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
2728293031