Madatopinfo

 Flash Info

Archive

FARITRA VAKINANKARATRA: Miara-mientana miady amin’ny kolikoly sy ny Covid-19 ny zandary

    FARITRA VAKINANKARATRA: Miara-mientana miady amin’ny kolikoly sy ny Covid-19 ny zandary

Ankoatra ny Faritra Analamanga, isan’ireo toerana ahitana trangana valan’aretina Coronavirus ihany koa ny ao Vakinankatra. Araka izany, samy manao izay ho afany avokoa ny rehetra hisorohana ny fiparitahan’izany. Isan’ireo ny

Lire l'article

FIANTRAIKAN’NY COVID-19: Mitsahatra tsy mihodina aloha ny ozinina mpamokatra zava-pisotro Star

    FIANTRAIKAN’NY COVID-19: Mitsahatra tsy mihodina aloha ny ozinina mpamokatra zava-pisotro Star

Niteraka resa-be teny amin’ireny tambajotran-tserasera isan-karazany ireny tao anatin’ny ora maromaro izay ny mikasika ny olana sedrain’ny orinasa Star amin’izao krizy ara-pahasalamana izao. Manoloana izany indrindra, dia nitondra fanazavana tamin’ny

Lire l'article

FARITRA ANALAMANGA: Mitohy mandritra ny 15 andro manaraka ny fihibohana

    FARITRA ANALAMANGA: Mitohy mandritra ny 15 andro manaraka ny fihibohana

Miditra ao anatin’ny fahamehana ara-pahasalamana andiany faha-10 ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara amin’izao fotoana izao. Maro ny teboka notsindrian’ny Praiministra Ntsay Christian nandritra ny tafa nataony tamin’ny vahoaka Malagasy omaly alina

Lire l'article

MPIASAN’NY CUA: Nahazo fitaovam-pitiliana mitentina 43.000.000 ariary avy amin’ny Star

    MPIASAN’NY CUA: Nahazo fitaovam-pitiliana mitentina 43.000.000 ariary avy amin’ny Star

Ao anatin’ny ady goavana amin’ny fihanaky ny valan’aretina Covid-19 isika eto Madagasikara ankehitriny. Tsikaritra nandritra ny herinandro maromaro nisesy izay mantsy fa ny Faritra Analamanga no lasa ivon’ity areti-mandoza ity

Lire l'article

ADY AMIN’NY COVID-19: Nahazo fitaovana fiarovana maro ny mpiasan’ny fahasalamana

    ADY AMIN’NY COVID-19: Nahazo fitaovana fiarovana maro ny mpiasan’ny fahasalamana

Manoloana ny adidy masina iandreketan’ny mpiasan’ny fahasalamana amin’izao ady amin’ny valan’aretina Covid-19 eto amintsika dia tsy mitazam-potsiny ireo sehatra tsy

Lire l'article

MESSE DOMINICALE ET HOMELIE

    MESSE DOMINICALE ET HOMELIE

– Radio Don Bosco 93.4hz FM – 6h tous les jours sauf dimanche 8h -Télévisé dimanche : Ibc-Dream’in (9h) –

Lire l'article

ORINASA STAR: Namoaka « application mobile STARnaka »

    ORINASA STAR: Namoaka « application mobile STARnaka »

Mbola ao anatin’ny fihibohana hiadiana amin’ny valanaretina covid-19 isika amin’izao fotoana izao. Na dia izany aza anefa, miezaka manakaiky ny

Lire l'article

FONDATION AXIAN SY MNP: Hiara-hisalahy hanarina sy hiaro ny valanjavaboary ao Ranomafana

    FONDATION AXIAN SY MNP: Hiara-hisalahy hanarina sy hiaro ny valanjavaboary ao Ranomafana

Isan’ireo toerana tsy afaka amban’ny maro ny ao amin’ny valanjavaboarim-pirenena Ranomafana rehefa mandalo an’iny Faritra Atsimo Atsinanan’i Madagasikara iny izay

Lire l'article

MINISITRY NY SERASERA TEO ALOHA, ROLLY MERCIA : Manahy mafy amin’ny coronavirus efa eny Antanimora ny fianakaviany

    MINISITRY NY SERASERA TEO ALOHA, ROLLY MERCIA : Manahy mafy amin’ny coronavirus efa eny Antanimora ny fianakaviany

Ny hamisavisana ny ratsy ahitana ny soa ! Araka ny tsiliontsofina ary manenika amin’ireo tambazotran-tserasera sy ny haino aman-jery maro

Lire l'article

FAO. UNE ALIMENTATION SAINE NE DOIT PAS ÊTRE UN LUXE POUR LES AFRICAINS

    FAO. UNE ALIMENTATION SAINE NE  DOIT PAS ÊTRE UN LUXE POUR LES AFRICAINS

Même avant l’apparition de la COVID-19, l’Afrique était déjà confrontée à une crise d’accès aux aliments sains et frais Article

Lire l'article
juillet 2020
L M M J V S D
 12345
6789101112
13141516171819
20212223242526
2728293031