Madatopinfo

 Flash Info

Archive

ESTIIM’: Nandray fepetra manokana eo amin’ny lafiny fampianarana

    ESTIIM’: Nandray fepetra manokana eo amin’ny lafiny fampianarana

Ao anatin’ny herinandro fahadimy amin’ny fahamehana ara-pahasalamana isika eto Madagasikara amin’izao fotoana izao. Mbola tsy miverina an-dakilasy ny mpianatra eny anivon’ny oniversite raha ny eto Antananarivo no resahana, manoloana izany

Lire l'article

FITOMBOAN’NY CORONAVIRUS ANTANANARIVO : «Efa azo antoka fa ho resy matoa novahan’ny mpitondra .»Hoy ny mpampianatra mpikaroka Christophe Angelo Rahajanirina

    FITOMBOAN’NY CORONAVIRUS  ANTANANARIVO : «Efa azo antoka fa ho resy matoa novahan’ny mpitondra .»Hoy ny mpampianatra mpikaroka Christophe Angelo Rahajanirina

«Matoa efa vahan’ny fitondram-panjakana izay mijoro tsikelikely efa hatramin’ny 3 ora tolakandro ny fotoam-piasana eto Andrenivohitra, efa azony antoka fa ho voafehiny ny valan’areti-mandoza coronavirus.” Io no fanambaran’ny mpampianatra mpikaroka

Lire l'article
juin 2020
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930