Madatopinfo

 Flash Info

Archive

KAOMININA AMPITATAFIKA: Olona miisa 3.292 no nisitraka ny tosika fameno

    KAOMININA AMPITATAFIKA: Olona miisa 3.292 no nisitraka ny tosika fameno

Notanterahana nanomboka ny alakamisy 18 Jona lasa teo ary hifarana ny talata 23 Jona hoavy izao ny fizarana tosika fameno 100.000 ariary raha ho an’ny Kaominina ambanivohitra Ampitatafika izay ahitana

Lire l'article

DISTRIKA MORAMANGA: Tokantrano 145 nahazo tohana ara-tsakafo

    DISTRIKA MORAMANGA: Tokantrano 145 nahazo tohana ara-tsakafo

Isan’ireo Distrika ahitana olona maro mitondra ny valanaretina covid-19 ny ao amin’ny Distrikan’i Moramanga. Na dia izany aza anefa dia tsy miady irery izy ireo fa naneho ny ny fahavononany

Lire l'article
juin 2020
L M M J V S D
1234567
891011121314
15161718192021
22232425262728
2930